Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 18h51
 

Filazana manjo

RAOBANITRA Narifera

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

RAOBANITRA Narifera
Ingénieur de la Navigation Aérienne retraité
Administrateur de l’ACM
Officier de l’Ordre National

Dia nantsoin’ny Ray nody any Aminy ny sabotsy 11 Aogositra 2007.

Hoy,

Ny reniny :
RAOBANITRA Jeanne

Ny zanany :
RAOBANITRA Volahanta
RAOBANITRA Nirina sy Antsa

Ny zafiny :
Maxine, Eliott, Mickaël.

Ny iray tampo aminy :
RAOBANITRA Tsimahafotsy mivady sy ny zanany
RANDRIANARIVELO Claude mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAOBANITRA Mamivola mivady sy ny zanaka aman-jafiny

Ny havany :
Terak’Itompokolahy RABALISON Seth
Terak’Itompokolahy RAMANITRA
Terak’Itompokolahy RAJAOFERA

Ny Fiangonana FJKM Tranovato Ambatonakanga
Ny Fiangonana FJKM Ambohimanga Andakana
Ny Fiangonana FJKM Ambohidava

Ny Fokontany Antsakaviro
Ny Fokontany Ambohitrakely

Ny Lion’s Club Vohitsara
Ny mpiara-miasa rehetra tao amin’ny ASECNA
Ny mpiara-miasa rehetra tao amin’ny Ministeran’ny Fitaterana

Ary ny Fianakaviana manontolo

Ny nofony dia hiala ao Ambohitrakely Lot II R 190 B (rond point ambony) ny Alarobia 15 Aogositra 2007 amin’ny 1 ora tolakandro, ho entina ao amin’ny FJKM Tranovato Ambatonakanga ho fanomezam-boninahitra an’ Andriamanitra, mialohan’ny hametrahana azy eny amin’ny fasan-drazany eny Ambohimanga Rova.

« Tsy ho takatry ny saiko, ‘Zay rehetra lahatrao,
Ny angatahiko ry Raiko, Aoka aho hatoky Anao ».
(FF : 32)

Tsy misy fiaretan-tory

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS