Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 19h34
 

Filazana manjo

RANJAMINA GEORGETTE

Amin’ ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ ny tena amin’ ny maty nohon’ ny FAMONJEN’ I JESOA KRISTY no ampandrenesana anareo fa ny malalanay :

NY ANDRIAMBAVY
RANJAMINA GEORGETTE
- Nisolotena ny vehivavy malagasy tamin’ ny fivoriam-be UMOFC Roma 1962
- Fikambanan’ ny Zanak’ i Masina Maria Cathédrale Katolika IHOSY
- Fikambanan’ ny Zanak’ i Masina Maria Cathédrale Katolika ANDOHALO ANTANANARIVO :


rehefa nivahiny 75 taona teto an-tany dia niambobo ny alakamisy 14 septambra 2007 tao Mantes-La-Jolie France.

Hoy :

-  Ny zanany, ny zafiny, ny zafiafiny :
RANDRIANARIJAONA Richard sy HELISOA Olga (Massy - France), ireo zanany Noémie, Hasina. Isaac Soavina
RASOATANTARA Georgette (Mantes-La-Jolie France) sy ny zanany RAFALIMANANA Rachel
RATOANDRO Heliarisoa Clarissa (Montréal-Canada), ireo zanany TESSONNIERE Bruno sy RAVELOJAONA Christiana (France) sy ny zafiny Lise Kintana Kely
RAZANAMANGA Norolalao (Montréal-Canada)
RANDRIAMAMONJISOA Jacky sy Tatiana (L’Hay-Les-Roses - France) sy ireo zanany Tahiana, Fidy, Tahiry, Haja
RAFARALAHIMANANA Eric Joel (Mantes-La-Jolie France)

-  Ny iray tampo aminy :
ANDRIANTSALAMA Paul sy Mamy Yolande ary ny zanany aman-jafiny
RAVELOARISOA Bakoly Sylvia sy ny zanany aman-jafiny (La Réunion)
ANDRIAMISATA Raymond sy Lucie ary ny zanany aman-jafiny

-  Ny zanaky ny iray tampo aminy :
ANDRIANARIJAONA Louis Samuel mivady sy ny zanany aman-jafiny
ANDRIANARIJAONA René mivady sy ny zanany aman-jafiny
ANDRIANARIJAONA Jeannot mivady sy ny zanany aman-jafiny
ANDRIANARIJAONA Jacky sy ny zanany (France)

-  Ny havany avy any amin’ ny Reniny :
Terak’It. RASAMOELINA sy RAHAMINA

-  Ny havany avy any amin’ ny Rainy :
Terak’It. RASATA sy RANJAVELO

Cathédrale Anglikanina St LAURENT AMBOHIMANORO ANTANANARIVO
Fiangonana FJKM Betsizaraina llafy
Fiangonana Katolika St J. Baptiste Mantes-La-Jolie
Communauté Foi et Lumière de St J. Baptiste Manies-La-Jolie
Communauté des lles Mantes-La-Jolie
Fikambanan’ ny zanak’ i M. Maria Cathédraie Katolika IHOSY
Fikambanan’ ny zanak’i M. Maria Cathédrale Katolika ANDOHALO ANTANANARIVO

Fokotaniny ANTANETIBE ANTEHIROKA
Fokontanin’ny BETSIZARAINA-ILAFY
Fokontanin’ny FALIARIVO
HELI’S MADAGASCAR http://www.helis-madagascar.info.
WHONET-MADA http://www.freewebs.com/whoiswhomada

Ny nofony dia hiala ao ANTANETIBE ANTEHIROKA Lot près 138 B (face Masera) ny zoma 21 septambra 2007 amin’ ny 12 ora antoandro, ho entina hatao veloma farany ao amin’ ny Cathédrale Anglikanina St Laurent Ambohimanoro amin’ ny 2 ora hariva alohan’ ny hanafenana azy ao amin’ ny fasan-drazany ao AMBOHIBE ILAFY ANTANANARIVO.

« JEHOVAH NO MPIANDRY AHY, TSY HANAN-JAVA-MAHORY AHO... DIA HITOETRA AO AN-TRANON’ I JEHOVAH ANDRO LAVA AHO » .
(Salamo - Psaume : 23/1 et 6)

« TELLE QUE JE SUIS SANS RIEN A MOI SINON TON SANG VER5E POUR MOI, AGNEAU DE DIEU JE VIENS A TOI ».
(Cantique chrétien)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS