Sitrak’Andriamanitra no niantso ny mpanompony
RANDRIANAVALONA Sylvie
(teraka RAKOTOMAVO)
hiala sasatra any Aminy tamin’ny Zoma 18 septambra 2015 tany La Réunion, rehefa nahazo ny sakramenta fanomen’ny Eglisy ny zanany.
Hoy :
Ny vadiny :
RANDRIANAVALONA Solofo
Ny zanany :
RABEMANAHAKA Liana sy Rindra
RANDRIANAVALONA Miandra
RANDRIANAVALONA Tsiory
RANDRIANAVALONA Hioby
RANDRIANAVALONA Sanda
Ny reniny :
RAKOTOMAVO RAZOVELOARIVAO Clarisse
Ny rafozany :
RANDRIANAVALONA RASOAVELOMANANA Amélie
Ny iray tampo aminy sy ireo zanany avy :
RAKOTOMAVO Eric sy Sylvie
ANDRIAMIHAJA Dominique sy Fidison
RAKOTOMAVO Luc sy Pascale
RAKOTOMAVO Serge sy Voahangy
Ny iray tampo amin’ny vadiny sy ireo zanaka aman-jafiny avy :
RANDRIANAVALONA Vololonirina
RANDRIANAVALONA RAMBOANIAINA Harivelo
RAMAHOLIMIHASO Liliane sy Haja
GABAUD RANDRIANAVALONA Saholy sy Jean François
ANDRIANAVALONA Railovy
RAHARIMANANA Andry sy Claudia
Ny Fiangonana Katolika Md Augustin Ambohitsimeloka
Ny Fiangonana FJKM Tangaina Fanantenana
Ny Fiangonana EKAR Md Joany Batista Faravohitra
Ny orinasa TADIASS Consulting, ny SECOI – SFOI sy ny mpiasa rehetra
Ny fokontany Antalamohitra Antehiroka sy ny fokontany Androhibe - Andrianalefy
Ny razana dia ho tonga eny Ivato (vol MD195) ny alakamisy 24 septembre 2015 amin’ny 4 ora 10 tolakandro ary hivantana eny Androhibe Villa « LE CHTI’MI ».
Ny nofony dia hiala ao Androhibe ny sabotsy 26 septambra 2015 amin’ny 10 ora 45, ho entina hanomezam- boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana EKAR Md Joany Batista Faravohitra, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany eny Cimetière Anjanahary.
« Aza matahotra hianao, fa momba anao Aho ; Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao ; Mampahery anao Aho sady mamonjy anao ; Eny, mitantana anao amin’ny tanana ankavanan’ny fahamarinako Aho » - (Isaia – 41 :10)