Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo, fa ny malalanay :
RANDRIANAMPY Rowlands
Mpiasan’ny Finances misotro ronono
dia nodimandry ny alahady 12 aogositra 2007.
Hoy,
Ny vadiny :
RAZAIARIVELO Odette Sahondra
Ny zanany :
RANDRIANAMPY Volaniaina (USA)
ANDRIANAMPY Maminiriana
Dr. RANDRIANAMPY Hantamalala
RANDRIANAMPY Oly
Ny zafiny :
Emmanuella
Ny iray tampo aminy
Ny iray tampo amin’ny vadiny
Ny fianakaviana maonontolo
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ankadivoribe Atsimo
Ny fandevenana dia atao ny alarobia 15 aogositra 2007 eny amin’ny fasan-drazany eny Ambodivato Ankadivoribe Atsimo.
« Eny na dia mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho, dia tsy hatahotra ny loza aho, fa HIANAO no amiko ».
(Sal. 23 : 4)