Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 16h58
 

Filazana manjo

RANDRIAMAMONJY Désiré Rabefiringa

Sitrak’Andriamanitra ny niantso ny malalanay :

RANDRIAMAMONJY Désiré Rabefiringa
Mpiasan’ny AIR MADAGASCAR
(Misotro ronono)


hody any Aminy tamin’ny sabotsy 8 septambra 2007, rehefa nivahiny 74 taona teto an-tany.

Hoy :

-  Ny Vadiny :
RATOBISON Eugénie

-  Ny Zanany :
RANDRIAMAMONJY Michel sy Noro
RAKOTOARISOA Mamy sy Eliane
RANDRIAMAMONJY Nirina sy Malala
RABARISOA Abel sy Fara

-  Ny Zafiny :
Teddy, Valérie, Murielle, Christel, Johanna, Lucas, Jonathan, Cédric, Jéremy, Johan.

-  Ny Rafozany :
RASOAMANAMBELO Julienne

Ny Iray Tampo aminy
Ny Iray Tampo amin’ny vadiny
Ny fianakaviana manontolo

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Mahalavolona Andoharanofotsy
Ny Fokontany Mahalavolona Andoharanofotsy
Ny Mpiara-miasa rehetra tao amin’ny AIR MADAGASCAR

Ny nofony dia hiala ao an-tranony Mahalavolona Andoharanofotsy Lot II B 128 ny Alatsinainy 10 Septambra 2007 amin’ny 1 ora tolakandro, ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Mahalavolona alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Mahalavolona ihany.

« Fa izaho dia ny eo akaikin’Andriamanitra no mahatsara ahy ».
Salamo 7328a

TSY MISY FIARETAN-TORY

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS