Madagascar Tribune | RANARIJESY RAJASMINA Annie
Utilisez nos fils RSS pour retrouver rapidement l'actualité :  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    Netvibes    Google    My Yahoo!
samedi 17 mai 2008
 

 > Fahatsiarovana

mercredi 16 janvier 2008

« Iaveh ô, na aiza na aiza no alehako,
Ny tendrinao no nanondro ny hiainako
Ny sitrakao no namaritra ny androko
Tsy maizina ho Anao na aizina aza
Hazavana mamiratra ny alina ».

Tsarovy amim-bavaka izy.

RANARIJESY RAJASMINA Annie
16 janvier 2005 - 16 janvier 2008

Eny tokoa indray miserana ihany ny iainantsika tsirairay
Izay ilaozana, mipitrapitra
F’ilay fandalovanao tety, tsaroana foana ho anay
Isan’andro, isa-minitra
Fa dia fotoana fohy dia fohy
No nampindramana anay, fo tena be fitiavana
Poa toa izay dia nafoy
Dia tsy maintsy koa nekena, tsy ametrahana fandavana
Tena mamy, mamy be
Ilay niarahana taminao tamin’ny andro maro lasa
Tsy ho adinonay
Sa ‘zay tokoa no atao hoe
Ny soa tsy mba mateza n’inon’inona kinasa ?
Fa ao am-po mandrakizay

Tiana, Andry, Njara, Rova

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF   envoyer l'article par mail title=
 

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels


  •    janvier 2008   
    L Ma Me J V S D
      1 2 3 4 5 6
    7 8 9 10 11 12 13
    14 15 16 17 18 19 20
    21 22 23 24 25 26 27
    28 29 30 31      
     

    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar Tribune | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP