Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 22h01
 

Filazana manjo

RANAIVO Marcel

Amin’ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anaeo fa ny hava-malalanay :

RANAIVO Marcel
(Nànà)

Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Zoma 22 Juin 2007 teo amin’ny faha 48 taonany.

Hoy,

- Ny Vadiny :
RAZANAMALALA Monique Lalao

- Ny Zanany :
RAZANAMALALA Véronique mivady sy ny zanany
RAZANADRAINY Denis Mario
RAZAFINDRANIVO Marie Irène mivady sy ny zanany
RANAIVO Marcel Ivon

- Ny iray tampo aminy
RANAIVOSON Thomas mivady sy ny zanaka aman-jafiny

- Ny iray tampo amin’ny vadiny sy ny zanaka aman-jafiny

Ny fianakaviana manontolo
Ny Fokontany Ambatomaro Manakambahiny
Ny Fikambanan’ny Mpiray vodirindrina
Ny Fokontany Marohoho, Ankaditoho
Ny Fokontany Ambohimpananina Manandriana
Ny Fiangonana FJKM Ambatomitsangana (Haute Ville)
Ny Fiangonana M.D. Louis Fenomanana
Ny Mpiara-miasa aminy ao amin’ny Cabinet RASOLOFO

Ny nofony dia hiala ao an-tranony lot VU 278 Bis Ambatomaro Manakambahiny ny Alahady 24 Jona 2007 amin’ny 12 ora sy sasany antoandro, aorian’ny fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao an-tranony ihany, ary ho entina any amin’ny fasan-drazany any Ambohimpananina Manandriana Antananarivo Avaradrano.

« Kanefa aoka ho fantatrareo
fa efa navahan’i Jehovah ho azy ny tsara fanahy »
(Salamo : 4 : 3)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS