Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 13h52
 

Fisaorana

RAMANGAHALISON Victor

-  Ny Vadiny :
RAMAROSON Josette Claudine

-  Ny Zanany :
RAMANGAHALISON Patrick Victor sy Céline Hanitriniaina
RAMANGAHALISON Hantanirina Sylvia
RAMANGAHALISON Fanja Patricia sy RABOANARIJAONA Solofo

-  Ny Zafiny :
RABOANARIJAONA Rado Marc

-  sy ny fianakaviana manontolo,

dia maneho etoana ny fankasitrahana tanteraka ireo niaraka ory sy nitondra ny mavesatra ary nankahery tamin’ny nandaozana ny malalany.

RAMANGAHALISON Victor

Andriamanitry ny fiadanana anie homba sy hamaly fitia ho anareo.
Miala tsiny indrindra aminareo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS