Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 15h36
 

Filazana manjo

RAMANANTSEHENO RAJAONARIVELO Ony Vololona

Amin’ny finoana sy fanantenana amin’ny fitsanganana amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny hava-malalanay :

RAMANANTSEHENO RAJAONARIVELO Ony Vololona

dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Zoma 10 Aogositra 2007.

Hoy

Ny vadiny :
RAMANANTSEHENO Laingo Tsialonina

Ny zanany :
RAMANANTSEHENO Onitiana Liantsoa
RAMANANTSEHENO Maevatiana Onintsoa
RAMANANTSEHENO Avotiana Miarizo

Ny Ray aman-dreniny :
RAJAONARIVELO Rakoto Armand mivady

Ny Rafozany :
RAMANANTSEHENO Hary Tsialonina

Ny mpiray tampo aminy :
RAJAONARIVELO Hery Mamy sy Patricia ary ny zanany
RAJAONARIVELO Rija Lala sy Lova ary ny zanany
RAMANANDRAIBE Andriamihaja sy Vero ary ny zanany

Ny mpiray tampo amin’ny vadiny :
Olivier UTRIN sy Lova Andriamijoro sy Tsarisa ary ny zanany
RAMANANTSEHENO Iharantsoa

Ny fianakaviana manontolo

Ny mpitandrina sy ny fiangonana FJKM Antanimena Atsinanana Fifaliana
Ny mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM ary ny Zanak’Ampielezana Manankasina Zoara Maritiora
Ny zanaka am-pielezana Mampiteny Fivoarana
Ny fikambanana FITIAVANA
Ny fokontany 67 Ha Atsimo
Ny fokontany Ankaraobato

Ny nofony dia hiala ao an-tranony lot I C 175 ter Ankadilalampotsy Fiv. Ankaraobato ny Alahady 12 Aogositra amin’ny 12 ora sy sasany ary hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra izay atao veloma farany ao amin’ny FJKM Antanimena Atsinanana Fifaliana, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany Ambohinaorina Sabotsy Namehana.

« Tsy takatry ny saiko izay rehetra lahatrao. Ny angatahako ry Raiko aoka aho hatoky anao ».
(FF. 14)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS