Amin’ny alahelo lehibe no hampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :
RAMANANDRAISOA Elise
(BEBELIZA)
dia nodimandry androany Alatsinainy faha 05 Mey 2008
Hoy,
Ny Zanany :
RAMAROKOTO Andrianjafy sy Pauline (France)
RAMPARANY Antoine sy Suzy
Ny Zafikeliny :
RAMAROKOTO Rija sy Mirana (France)
RAMAROKOTO Fanjanirina (France)
RAMAROKOTO Landy sy Anne Cécile (France)
MARCHAND Alexis sy Harinivo (France)
RAMPARANY Dimby
Ny Zafiafiny :
MARCHAND Rindra
Ny Iray tampo aminy :
Ny Terak’Itompokolahy RABEDAORO
Ny havany
Ny Fiangonana Vavolombelon’i Jehovah Mahamasina
Ny Fokontany Ambohidahy
Ny Fokontany sy Fiangonana Amboangivy
Ny Fokontany sy Fiangonana Ambohitritakady
Ny nofony dia hiala ao Alarobia Amboniloha Cité des T.P, Ex - DRO, N° 03 ny zoma 09 Mey 2008 amin’ny 9 ora maraina ary hanaovana lahateny fandevenana ao amin’ny Fiangonana vavolombelon’i Jehovah Andavamamba alohan’ny handevenana azy ao amin’ny fasandrazany eny Ambohitritakady/Amboangivy, lalana Imeritsiatosika.
« Raha ny amiko, dia i Kristy no ahavelomako,
ary tombony ho ahy ny fahafatesana ».
(Fil. 1. 21)
Tsy misy fiaretan-tory, tsy misy voninkazo