(Phil toko II and 13)
« Fa Andriamanitra no miasa ao anatinareo, na ny fikasana, na ny fanaovana hahatanteraka ny sitrapony ».
Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny zanany, teo amin’ny faha 34 taonany.
RAMAMONJISOA JOHARIMANANA Haingo
(Mpiasa ao amin’ny Ministère de la Fonction publique,
du Travail et des Lois sociales)
Hoy
Ny vadiny :
RAMAMONJISOA Jehny - Lawrence
Teraka RANDRIANARIVONIAINA
Ny zanany :
RAMAMONJISOA Jonathan Barkley
RAMAMONJISOA Vanaël Barkley
Ny ray aman-dreniny :
Docteur RAMAMONJISOA Richard mivady
Ny iray tampo aminy :
RAMAMONJISOA Lalaina
Andriamampianina Andry -Tiana sy Sandra ary ny zanany
Ny rafozany :
RANDRIANASOLO Jean Baptiste mivady
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RANDRASANIAINA Jean Jerry mivady sy ny zanany
RANDRIANIVONIAINA Jean Cleth mivady sy ny zanany
RANDRIAVOTRINIAINA Muriella H. mivady sy ny zanany
Ny havany :
Terak’tpkl RAMANASE Charles sy Itpkvavy RASOAZANAMASY Jeanette
Terak’ Itpkl RAKOTOMANANA
Ny havana avy amin’ny vadiny :
RANDRASANA sy RASOAMALALA
RANDRIAMPIANINA sy RASOARIMANANA
Ny Mpiara-miasa aminy ao amin’ny :
MIN FOP TLS
Ny fokontany Ambohimiandra
Ny mpitandrina sy ny FJKM ao amin’ny Katedraly ANALAKELY
Ny fianakaviana manontolo
Ny nofony dia entina miala ao an-tranony ao Andohan’i Mandroseza Ambohimiandra lot VP 27 BIS E ny alahady 23 septambra 2007, entina atao veloma farany ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Katedraly Analakely amin’ny 1ora sy sasany tolakandro alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ankadikely Ilafy.
S.A