Ny zanany :
Mpitandrina RAMAHOLIMIHASO Solofo sy RAOBINARISON Yolande
RAMAHOLIMIHASO Haja sy RANDRIANAVALONA Liliane
Dr RAMAHOLIMIHASO RANDRIANARISON Jany Nirina
Dr RAMAHOLIMIHASO Fidy sy Dr ANDRIASON Ihary
Ny zafikeliny sy ny zafiafiny
Ny iray tampo aminy
Ny iray tampo amin’ny vadiny
Ny fianakaviana manontolo
Dia maneho fisaorana feno sy fankasitrahana anareo rehetra : havana aman-tsakaiza, fiangonana, mpiara-monina,
Isaorana manokana :
Ny Mpitandrina RASENDRAHASINA mivady, Filohan’ny FJKM ;
Ny Mpitandrina MARINASY mivady, Sekretera Jeneralin’ny FJKM ;
Ny Tonian’ny Departemanta Fiangonana, Ny Mpitandrina RADIMISON Jonah mivady ;
Ny Tonian’ny Departemanta Sekoly, Ramatoa RATSIMBA Prisca Hanta ;
Ny Tonian’ny Departemanta Mpiasa sy Vola, Ramatoa RATSIMBAZAFY Holiarisoa ;
Ny SPAA 10 tarihin’ny Filohany Ny Mpitandrina RAHAINGOJANAHARY Rodolphe sy ny Birao ;
Ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly ;
Ny Fikambanana Mampiely Baiboly ;
Ny Fikambanana Renin-jaza Kristianina ;
Ny Fikambanana Vehivavy Sakaiza Kristianina ;
Ny Fikambanana Amitiés franco-malgaches
izay tonga nidodododo nankahery, nampionona, ary nitondra am-bavaka ny fianakaviana, tamin’ny namoizany ny reny malalany :
RAMAHOLIMIHASO
RASOAMANARIVO Claire
Loholona
Filoham-boninahitra ny fikambanana renin-jaza kristianina FJKM
Ny alatsinainy 30 Desambra 2013 lasa teo.
Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo.
Miala tsiny indrindra amin’ireo tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.