Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 1er octobre 2016
Antananarivo | 23h36
 

Filazana manjo

RAMAHOLIMIHASO RASOAMANARIVO Claire

« Fa raha izaho sy ny ankohonako kosa dia hanompo an’i Jehovah izahay. » Josoa 24:15.

Sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny mpanompony :

RAMAHOLIMIHASO RASOAMANARIVO Claire

Loholona
Filoham-boninahitra Fikambanana Renin-Jaza Kristiana FJKM

tamin’ny Alatsinainy 30 Desambra 2013.

Hoy :

- Ny zanany :
Ny Mpitandrina RAMAHOLIMIHASO Solofo sy RAOBINARISON Yolande
RAMAHOLIMIHASO Haja sy RANDRIANAVALONA Liliane
Dr RAMAHOLIMIHASO RANDRIANARISON Jany Nirina
Dr RAMAHOLIMIHASO Fidy sy Dr ANDRIASON Ihary

- Ny zafiny :
RAMAHOLIMIHASO Andry sy RANDRIAMAHOLY Haingo
Maître RAMAHOLIMIHASO Hasina sy RAKOTONDRAIBE Mamy
RAMAHOLIMIHASO Vonifanja sy ANDRIAMASOMANANA Mamy
RAMAHOLIMIHASO Miora, Narindra
RAMAHOLIMIHASO Raphael, Samuel, Daniel, Emmanuel
Dr RAMAHOLIMIHASO Harisoa, Tahiana, Hanitra

- Ny zafiafiny :
RAKOTONDRAIBE Inès Vitasoa
RAKOTONDRAIBE David Andriamihaso
ANDRIAMASOMANANA Rariny Haja Velson

- Ny iray tampo aminy :
RAJOARIVO Philippe sy Monique VILLARD ary ny zanany
RAJERISOA RAVAOARIVO Alice sy ny zanaka aman-jafiny

- Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Terak’Itpkl RAMAHOLIMIHASO Andrianampy
Marcel RABEMANANTSOA ary ny zanaka aman-jafiny
Madeleine RAMAHOLIMIHASO ary ny zanaka aman-jafiny
Lucile RAMANANDRAIBE

- Ny havany :
Terak’Itpkl ANDRIAMIHASO
Terak’Itpkl RABEKORIANA Joseph
Terak’Itpkv RAZAFINDRABOBO
Teraka RALAY TSIMIAMBOHOLAHY sy RATSARAIBE
Terak’Itpkl ANDRIAMANANTSOA Seth
Terak’i Dadajaona Mpitandrina Fiaferana
Terak’i RAKOTOVAO Mpitandrina Ambohimalaza
Ary ny fianakaviana manontolo.

Ny Mpitandrina Tonian’ny Departemantan’ny Fiangonana FJKM
Ny Mpitandrina mivady sy ny FJKM Katedraly Analakely
Ny Loholona sy ny Diakona
Ny Sampana Dorkasy
Ny Sampana SVM
Ny Mpitandrina sy ny FJKM Ambohipanja Ilafy, Fiaferana, Masindray
Ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy
Ny Sakaizan’ny Baiboly
Ny Fikambanana Vehivavy Sakaiza Kristiana (Mpitahiry vola voalohany)
Ny Fikambanana “Amitiés franco-malgaches” (Filoha tao aloha)
Ny FISEPA (Firaisan’ny Sekoly Protestanta Antananarivo) 15 taona naha-Komity
Ny fokontany Soarano, Ankadikely Ilafy.

Ny nofony dia hiala ao amin’ny FKM Isotry Fitiavana ny alakamisy 02 janoary 2014 ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Katedraly Analakely amin’ny 12 ora sy sasany alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ankadikely Ilafy.

“Tompo ô ! Ankehitriny ny mpanomponao dia alefanao amin’ny fiadanana araka ny teninao
fa ny masoko efa nahita ny famonjenao.”
Lioka 2:29.

Tsy asiana voninkazo
Tsy asiana fiaretan-tory

Annonces

Avis de décès

Publicité

Vols, Hôtels, Séjours

Les meilleurs prix


Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
 

Visiteurs connectés : 156