« Fa izaho, dia ny eo akaikin’Andriamanitra
no mahatsara ahy. »
(Salamo 7328a)
Fa toy ny vao omaly, ilay andro nahaory,
Nandaozanao anay tsy hifampijery intsony
Tsy haiko nosainina ny tsy hahitanao
Na maty aza ianao ry Jean-Luc
Ny hany fiononanay dia ny miankina amin-dRay
Hany tokana mandahatra ka hofikiranay ho vahatra.
| L | Ma | Me | J | V | S | D |
|---|---|---|---|---|---|---|
| 1 | 2 | 3 | 4 | |||
| 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 |
| 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 |
| 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 |
| 26 | 27 | 28 | 29 | 30 | 31 |