Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 9 mai 2024
Antananarivo | 18h54
 

Filazana manjo

RAKOTONIRINA Jean Clément Frédéric

Amin’ny finoana sy fanantenana ny hitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo, fa ny malalanay :

RAKOTONIRINA Jean Clément Frédéric
Diakona
Docteur Chirurgien Dentiste
Ex-Président UOSSM
IPP Rotary Club Anosy

Dia niamboha ny Alatsinainy 27 Febroary 2012, tao amin’ny faha-58 taonany.

Hoy :

Ny vadiny : RAKOTONIRINA RAJAONARIVELO Harilanto

Ny zanany : -*RAKOTONIRINA Meja Andriarindra

  • RAKOTONIRINA Njiva Andrianjo

Ny reniny : -* RAOBIALISOA Berthine

Ny iray tampo aminy :

  • RAKOTONIRINA Yves Laurent sy Brigitte ary ny zanany
  • RAKOTONIRINA Honoré
  • RAKOTONIRINA Parfait sy Vololona ary ny zanany
  • RAKOTONIRINA Roger sy Lanto ary ny zanany
  • RABOANARIJAOVELO Otroniniriana sy Voahangy ary ny zanany
  • RAKOTONIRINA Vatosoa sy Vololomboahangy

Ny iray tampo amin’ny vadiny :

  • RAJAONARIVELO Narizaka sy Zoé ary ny zanaka aman-jafiny
  • RAJAONARIVELO Rivolala sy Lalao ary ny zanany
  • RASOAMANANA Rasolofo sy Mbola ary ny zanany
  • RASAMISOA Albert sy Haingo ary ny zanaka aman-jafiny
  • RAJAONARIVELO Vola Harinjato sy Lala ary ny zanaka aman-jafiny
  • RAJAONARIVELO Herizo sy Kanto

Ny havany avy amin’ny rainy :

  • Terak’Itpkl RAZEFANIA
  • Terak’Itpkl RAZOARA

Ny havany avy amin’ny reniny :
Terak’Itpkl RAKOTOMANGA sy Terak’Itpkv ROBLINE

Ny havany avy amin’ny vadiny :

  • RANDRIAMORIA sy ny zanaka aman-jafiny
  • Terak’Itpkl RAJAONARY sy RASOAMBOLANORO
  • Terak’Itpkl RABEHASAINA
  • Terak’Itpkl RAZAFINDRAZAKA Armand
  • Ny fianakaviana manontolo Antanety Milahoaza Antsirabe
  • Ny Ordre des dentistes, ny UOSSM – Rotary Club Anosy
  • Irao tapaka sy namana tsy mahafoy
  • Ny Mpitandrina sy ny Fiangonanan Protestanta Malagasy Antranozozoro
    (FTMA)Antranobiriky,
  • Ny FJKM Antsahamamy Filadelfia Ambohimanandray Finoana
  • Ny Fokontany Akany Sambatra Itaosy, Mandrosoa Ambaribe.

Ny nofony dia hiala ao an-tranony Lot IF 129 A Itaosy, ny Alarobia 29 Febroary 2012 amin’ ny 11 ora atoandro, ary hoentina ao amin’ny FMTA Antranobiriky ho fisaorana sy ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra, alohan’ny fananteranana azy ao amin’ny fasam-pianankaviana ao Ambaribe Mandrosoa.

« Ankehitriny dia fantatro fa Jehovah Mamonjy ny voahosiny ; hamaly azy avy amin’ny lanitry ny fahamasinany Izy amin’ny herin’ny famonjen’ny tanany ankavanana  » ( Sal 20-6 )

TSY MISY FIARETANTORY

rajel.meji@yahoo.fr

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS