Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 23h06
 

Filazana manjo

RAKOTOMIZAO

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

RAKOTOMIZAO

Mpiasan’ny Minisiteran’ny Fifandraisana, ny Paositra ary ny Fifandraisan-davitra misotro ronono

dia nodimandry ny Alarobia faha-20 Jiona 2007 rehefa nivahiny 78 taona teto an-tany.

Hoy,

- Ny vadiny :
Rtoa RAHARINIVOARIVELO Julienne Charlotte

- Ny zanany :
Atoa RAKOTOMIZAO Michel Ely sy Sahondra
Atoa RAKOTOMIZAO Eddy Claude sy Odette
Dr RAKOTOMIZAO Jocelyn Robert sy Sylvia Lapavola
Atoa RAKOTOMIZAO Guy Pascal sy ny vadiny (Prague)
Atoa RAKOTOMIZAO Patrick sy Lucie Aimée
Atoa RAKOTOMIZAO Noël Tiana sy Holiarisoa
Rtoakely RAKOTOMIZAO Nivoharilala
Atoa RATSIMBARISON Alain sy Bakolalao
Atoa RATOLOJANAHARY Zo sy Iarivola Elga

- Ny zafiny :
Laza sy Lilia, Holy, Michael, Stéphanie, Stéphan (France), Steddy, Mirija (France), Narindra (France), Michel (Prague), Patrick (Prague), Christiana (Prague), Mampionona, Toky, Manuella, Kanto, Koloina, Manitra, Mihantatiana, Safidy

- Ny zafiafiny :
Lalatiana, Mialy, Anja, Dina

- Ny Iray Tampo aminy :
Atoa RAVOAVISON mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Rtoa RASOAZANABAHOAKA sy ny zanaka aman-jafiny
Rtoa RAHELIARISOA Hélène sy ny zanaka aman-jaifiny
Terak’Itklahy RAMIADAMAHEFA

- Ny Iray Tampo amin’ny vadiny :
Atoa RANAIVOSON René mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itklahy RASAMOELINA Andrianasolo Fidèle
Terak’Itklahy RAKOTOARISOA Jean de la Croix
Atoa RANAIVOSON Fidèle mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Atoa RAVELOMANANTSOA Edmond mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Ny Terak’i RAININAIVO sy RAFARA
Ny Fikambanan’ny Terak’i VELOSOANJAFY sy ny Terak’i RATSIMAHABEFO

- Ny Fianakaviana manontolo
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana :
FJKM Fonohasina Firaisana - Ambohidrabiby
FJKM Andravoahangy Fivavahana
Ekar Notre Dame de Mont Carmel Ambohidrazana - Imerikasinina
Ny Fokontany : Amboditsiry, Fonohasina, Ambohidava

Ny nofony dia hiala ao an-tranony, Lot II A 5 bis U Amboditsiry ny Sabotsy faha 23 Jiona 2007 amin’ny 12 ora sy sasany antoandro, avy eo dia ho entina ao amin’ny FJKM Fonohasina - Ambohidrabiby ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambohidava - Ambohidrabiby.

Ilaozy ny zanakao ho kamboty, fa Izaho no amelona azy,
Ary aoka izaho no itokian’ny vadinao mpitondra-tena.
(Jer 49 - 11)

Tsy misy Fiaretan-tory

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS