Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 22h55
 

Filazana manjo

RAKOTOMALALA Andrianaly

Noho ny fahasoavany dia nentin’i Jesoa Kristy ho any amin’ny fitsaharana mandrakizay ny Malalanay :

Ny Andriana
RAKOTOMALALA Andrianaly
LOHOLONA
Mpiasam-panjakana nisotro ronono
Lefitry ny Ben’ny Tanànan’i Mahitsy taloha
Chevalier de l’Ordre National


rehefa nampindraminy anay nandritry ny 78 taona tety an-tany.

Hoy,

-  Ny vadiny :
RAKOTOMALALA Séraphine (teraka RAZAIMANANORO)

-  Ny zanany :
RAKOTOMALALA Naly sy Vololonirina RAHELINJATOVO (France)
RAZAFIMANDIMBY Andriamandrato sy Voahirana RANOROMALALA
RABENORO Haja sy Hajaharimanana RAZANAPANAHY
RAKOTOARIVONY Mahalison sy Voninavoko RANOROMALALA
Pasteur RAKOTOMALALA Lanto sy Zoarivelo ANDRIAMIHAJAMANANA
Dr.RANDRIAMIARY Edouard Serge sy Hanitra RANOROMALALA
RAKOTOMALALA Mamy sy Vololomboahangiarisoa RAMILISON
RAZOARIMIHAJA Solofonantenaina sy Dr.Faratiana RANOROMALALA
ANDRIAMAHAZONORO Naina sy Famenontsoa RAKOTOMALALA (Fort-Dauphin)

-  Ny zafiny :
Michel sy Diamondra, Rindra sy Mbola, Ihangy , Volampeno, Henintsoa , Seheno, Sarah , Rantosoa, Miangola, Hoby ,Fetra, Mahatsangy, Mitantsoa, Liantsoa, Mirado, Maeva, Ny Kanto, Gracia Fitahiana, Fy Aina , Mirindra, Andriamarohary.

-  Ny zafiafiny :
Miantsa

-  Ny iray tampo aminy :
Vady navelan’Itpkl RANDRIANALY Samuel sy ny zanaka aman-jafiny
Vady navelan’Itpkl RANDRIANASOLO Paulin sy ny zanaka aman-jafiny

-  Ny iray Tampo amin’ny vadiny :
Atoa RAVELOMANANTSOA Marcel S. sy ny zanaka aman-jafiny
Atoa RANDRIANJAFY Martin sy ny zanaka aman-jafiny
Atoa RAVELONJAKA Solomamy mivady sy ny zanany
Atoa RAKOTOSON Pierrot mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Atoa RAZAKARIVELO Bien-Aîmé Joseph mivady sy ny zanany
Atoa RAHAMEFY-HARISOA mivady sy ny zanaka aman-jafiny

-  Ny havany :
Terak’Itpkl RABENAIVO Maurice
Terak’Itkpl RAKOTONDRAZAY sy RAZAFINDRASOA
Terak’Itkpl RAKOTOMAVO sy RAZANANELINA
Terak’Itkpl RAZAFINDRABE sy RAZAFINDRAZAKA
Taranaky RAMANGETRIKA

- sy ny Fianakaviana manontolo

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Mahabo Fanantenana

Ny Fokontany Mahabo Ambohidratrimo

Ny nofony dia hiala ao Soavimasoandro Lot II H 100 C ny Alahady 28 oktobra 2007 amin’ny 9 ora sy sasany maraina, ho entina atao veloma farany ao amin’ny FJKM Mahabo Fanantenana, alohan’ny hanitrihana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Mahabo ihany.

« Ary rehefa levona ny hoditro, izao simba izao, sady afaka amin’ny nofoko aho, dia ahita an’Andriamanitra ».
(Joba 19 : 26)

TSY MISY FIARETAN-TORY

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS