Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 16h49
 

Filazana manjo

RAKOTOARIVELO Samuël

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

Andriamatoa
RAKOTOARIVELO Samuël
(Papabe)
Mpiandry « AFAKA »
Ray aman-dreny Toby Fitiavana Ambohimiadana Ambohitrandriamanitra (FLM)
Filohan’ny Toby FLM Ambohibao
Diakona
Président Fivondronana Ambohidratimo teo aloha
Grand Croix de 2ème Classe

dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny Alahady 09 septambra 2007, rehefa nivahiny 76 taona teto an-tany

Hoy :

-  Ny zanany :
RAKOTOARIVELO Lambohanitra Samuelson sy RAHARISOA Assunta

RAKOTONJANAHARY Edmond sy RAKOTOARIVELO Mahafaliniaina Gabrieline (USA)
Mme Veuve HERINIAINA Fanomezantsoa
RAKOTONDRAZAFY Roger sy RAKOTOARIVELO Noromalala Fanantenana (USA)
Pastora LAZA NOMENJANAHARY sy RAKOTOARIVELO Tanteliniaina (France)

-  Ny zafiny :
Nary sy Ninah ; Tahiana ; Tsilavo sy Fenohasina ; Samuel Santatra (USA), Tsanta sy Antema ary Saraha ; Christian sy Anja ; Menja sy Tolotra ary Narindra ; Finoana sy Fitivana (France)

-  Ny zafiafiny :
Fenoantsa, Johanna, Geovanni

-  Ny havany :
Terak’Itpklahy RAKOTOZAFINDRAINIBEZEZIKA sy RAZANARISOA Mariette sy ny zanaka aman-jafiny, Terak’Itpklahy RATSIMANDRESY Prosper

-  Ny havany avy amin’ny vadiny

-  Ireo iray tampo amin’ny vadiny :
Terak’Itpkvavy RATSIMALOKA, Terak’Itpkvavy RAZANAMALALA

-  Ny Fianakaviana manontolo

Ny Pastora sy ny FLM Toby Fitiavana Ambohimiadana Ambohitrandriamanitra ; Pastora sy FLM Toby Ambohibao ; Ny Toby lehibe Ankaramalaza ; FLM Ankarefo, FLM Betsitaisana, FLM Mahitsy, FJKM Marovotry Finoana, FJKM Ambohipanja Fitiavana Ilafy, FJKM Vangaina
Ny Fivondronana Ambohidratrimo, Ny Commune Rurale Ampanotokona, Fokontany Ambohimiadana, Fokontany Manjakaray II B.

Ny nofony dia hiala ao an-tranony Ambohimiadana Ampanotokana Ambohidratrimo ny alarobia 12 septambra 2007 amin’ny 1 ora sy sasany tolakandro, ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FLM Toby Fitiavana Ambohimiadana Ambohitrandriamanitra aloh’ny ametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambohimiadana ihany.

« Handry amin’ny fiadanana aho, ka dia hatory miaraka amin’izay. Satria hianao, Jehovah ô, no mampitoetra ahy mitokana irery tsy manana ahiahy ».
(Salamo 4 : 8)

Ity no solon’ny fampandrenesana

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS