Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 21h09
 

Filazana manjo

RAKOTOARIVELO Benjamin

Sitrak’Andriamanitra ny niantsoany hody any Aminy ny mpanompony :

RAKOTOARIVELO Benjamin

Ingénieur en Chef - Radio TV misotro ronono
Commandeur de l’Ordre National

Tamin’ny Alakamisy 14 Jiona 2007 teo amin’ny faha-73 taonany.

Hoy,

- Ny vadiny :
Rakotoarivelo Ramanantsoa Michelle

- Ny zanany :
Rajerison Ratiaray Fanja sy Yannick
Rakotoarivelo Serge sy Vololona
Rakotoarivelo Alain sy Tiana
Ramanaly Didier sy Lalanirina

- Ny zafiny :
Camille, Murielle, Joëlle

- Ny rafozany :
Ramanantsoa Samoël mivady

- Ny iray tampo aminy :
Terak’Itl Rasoamanana Albert sy Itv Razafimalala Berthe Bako
Terak’Itl Randrianasolo Raphaël sy Rtoa Rasoarivelo Florine sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itl Rakotomalala Rasedy sy Itv Rajaona Odette sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itl Ranaivosoa Henri sy Rtoa Raharinirina Berthe sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itv Rasoamampianina Yvonne sy ny zanaka aman-jafiny
Atoa Ramiarisoa Gilles sy Tkv Raketamavo Hélène sy ny zanaka aman-jafiny
Atoa Rakotondrahaja Marcel sy Jeanne ary ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itv Raoeliarifera Henriette Aimée sy ny zanany

- Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Ramanantsoa Andriantsoa Rasamoelina sy Colombe sy ny zanaka aman-jafiny
Andrianavalonjaka sy Huguette sy ny zanaka aman-jafiny
Ramanantsoa Jean Claude sy Soloarisoa sy ny zanaka aman-jafiny
Ramanantsoa Guy Raymond sy Voahangy sy ny zanaka aman-jafiny
Rakotobe Nivoherizo sy ny zanaka aman-jafiny
Ramanantsoa Solo Hery sy Emma sy ny zanany
Andriamitsara Lova Léonard sy Soahelinoro

- Ny havany :
Terak’Itl Rasedy sy Itv Ravelontseheno
Terak’Itl Rajaona Désiré sy Itv Razafindraketaka Charlotte
Terak’Itl Rajaofera sy Itv Razafimalala
Terak’Itl Rajaona Henri
Terak’Itl Rainizafimanga sy Itv Rasoavelo
Terak’Itl Rasamoelina sy Itv Ravaoseheno
Ny Mpitandrina mivady ; ny fikambanan’ny Loholona sy Diakona ; ny sampana rehetra ary ny Fiangonana ao amin’ny FJKM Ambavahadimitafo
Ny Mpitandrina mivady sy ny Fiangonana ao amin’ny FJKM Ankadikely
Ny fokontany Ankadikely Andranomena.

Ny nofony dia entina miala ao an-tranony lot AK 79 Ter Ankadikely ny Alahady 17 Jona 2007 amin’ny 01 ora latsaka fahefany, hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ambavahadimitafo alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ankadikely Ilafy.

« Manopy ny masoko ho amin’ny tendrombohitra aho ;
Avy aiza ny famonjena ahy ?
Ny famonjena ahy dia avy amin’i Jehovah,
Mpanao ny lanitra sy ny tany ;
Tsy ho rendrehana anie ny Mpiaro anao »

(Salamo 121 : 1-3)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS