Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 17h32
 

Filazana manjo

RAJOHNSON (Pasteur retraité)

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay ny fodiamandrin’ny mpanompon’Andriamanitra :

RAJOHNSON
Pasteur retraité - FJKM Ambondrona Firaisana
Ancien membre de l’Ordre National Malagasy
Grand Croix de 2e classe de l’Ordre National

Ny 14 Septambra 2007 rehefa nivahiny 82 taona teto an-tany.

Hoy

Ny vadiny :
RAJOHNSON Odette Miriama (teraka RALISOAMALALA)

Ny zanany :
RAJOHNSON Alfa sy Fara
RAJOHNSON Haja sy Marielle
RAJOHNSON Tahina sy Dr Ravaka
Dr RAJOHNSON Mirantsoa sy Dr Ainasoa
RANIVOHARISON Handry sy Rondro
RAJOHNSON Nirina sy Hasina

Ny zafiny :
Ando - Carine - Cédric - Santatra - Kanto - Harena - Johana
Nambinintsoa

Ny iray tampo aminy :
Terak’Itompokolahy RANDRIAMORA sy RASOANlANAHARY

Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Terak’ltompokolahy RALISON sy RASOARIMALALA

Ny havany :
Taranak’l VOHITSARATEFY, Terak’l RAINITSARISA

Ny Fianakaviana manontolo

Ny Foibe FJKM Ny synodam-paritany larivo Avaradrano Ny Fiangonana FJKM Ambondrona Firaisana sy ny sampana rehetra, Ny Fiangonana FJKM Manjakazafy Ny Fokontany Andravoahangy Andrefana Ny Fokontany 67Ha Avaratra - Andrefana Ny Fokontany Morarano - Mandrifehariva (Manjakazafy).

Ny nofony dia hiala ao 67Ha Avaratra - Andrefana logt N°1231 (près ex-terminus ligne 26) ny Alahady 16 Septambra 2007 amin’ny 4 ora tolakandro, ary handrasana ao amin’ny Fiangonana FJKM Ambondrona Firaisana manomboka io Alahady io. Hotanterahana ao amin’ny fiangonana FJKM Ambondrona Firaisana ihany ny fanompoam-pivavahana ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra, ny Alatsinainy 17 Septambra 2007 amin’ny 1 ora, alohan’ny hametrehana azy ao amin’ny fasan-drazany Morarano - Manjakazafy.

« Efa niady ny ady tsara aho, nahatanteraka ny fihazakazahako aho, nitahiry ny finoako aho ».
(II Tim 4 : 7)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS