Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 16h58
 

Filazana manjo

RAJAONARIVELO Albert

Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

RAJAONARIVELO Albert
Loholona
Mpampianatra
(Ordre de Mérite)

Dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny Alahady 12 Aogositra 2007.

Hoy,

Ny vadiny :
RAJAONARIVELO Elise Rachel, teraka ANDRIANIAZY

Ny zanany :
RAJAONARIVELO Tiana sy Domoina
RAJAONARIVELO Zaka sy Françoise
RAMIANDRISOA Mbolamamy sy Hantanirina Virginia
RAJAONARIVELO Harimampianina
RAJAONARIVELO Fidiantenaina

Ny zafiny :
Nancy - Dina - Mialy, Luc, Agnès, Andy

Ny iray tampo aminy :
Terak’ltpkl RAJAONARIVELO Martin

Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Terak’ltpkl ANDRIANIAZY Georges

Ny fianakaviana manontolo

Ny fokontany FiATA Tsaralalàna
Ny fokontany Alarobla Ambatomanga

Ny Mpitandrina mivady sy ny Fiangonana FMTA Tranozozoro Antranobiriky Ambatonakanga
Ny Mpitandrina mivady sy ny Fiangonana FJKM Antsahamaina Ambatomanga

Ny nofony dia hiala ao amin’ny lot IO 33 Tsaralalana ny Talata 14 Aogositra amin’ny 12 ora sy sasany. Ho entina hanomezam-boninahitra an’ Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana FMTA Tranozozoro Antranobiriky Ambatonakanga, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany eny Antsahamaina Ambatomanga.

« Fa isika tsy mba naman’izay mihemotra ho amin’ny fahaverezana, fa naman’izay mino ho amin’ny famonjena ny Fanahy ».
(HEBREO 10.39)

Tsy misy faretan-tory.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS