Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 16h21
 

Filazana manjo

RAJAONARISON Robert Eugène

Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny Ray malalanay :

RAJAONARISON Robert Eugène

Mpitsara nisotro ronono
Filohan’ny Fitsarana Ambaratonga voalohany tao Mahajanga
Mpisolovava
Commandeur de l’Ordre National Malagasy
Prezidan’ ny Paroasy Katedraly tao Mahajanga

Ny talata 10 jolay 2007 teo amin’ny faha-73 taonany.

Hoy :

- Ny zanany :
RAJAONARISON Jean François sy Soraya
RAJAONARISON Eugène sy ny namany Claire
RAJAONARISON Christian sy Françoise
RAJAONARISON Norbert sy Sarah
DE ALBERA MARC sy Francine (Marseille Franœ)
RAJAONARISON Franck-Roberto sy ny namany Hanitra

- Ny zafiny :
Mickaël, Emilie, Franckia, Kevin, Francia, Stephan Ulrich, Ewen, Norah.

- Ny iray tampo aminy,

- Ny iray tampo amin’ny vadiny

- Ny fianakaviana manontolo

Ny fikambanana « DIA RAIKY » Mahajanga
Ny fiangonana Katedraly Mahajanga
Ny fokontany Manjarisoa Mahajanga
Ny tananan’i Maromandia.

Ny nofony dia hiainga ao amin’ny Polyclinique d’Ilafy ny Alarobia 11 jolay 2007 amin’ny 2 ora tolakandro, ho any Mahajanga ao amin’ny lot 161-162 Manjarisoa.
Ho entina atao veloma farany sy ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Katedraly Mahajanga ny sabotsy faha 14 jolay 2007 amin’ny 8 ora alohan’ny hitondrana azy amin’ny fasan-drazany any Maromandia (RN6).

Ny fandevenana dia hatao ny Alatsinainy 16 jolay 2007 any Maromandia.

Ity filazana ity no solon’ny fampandrenesana

« Iaveh no mpiandry ahy, inona moa no hahatahotra ahy. Isan’andro vaky tantanany aho ho any am-paradisany »

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS