Madagascar Tribune | RAJAONAH Arlette
Utilisez nos fils RSS pour retrouver rapidement l'actualité :  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    Netvibes    Google    My Yahoo!
jeudi 21 août 2008
 

 > Fisaorana

mardi 27 mai 2008


-  Ny vadiny :
RAJAONAH Gilbert

-  Ny reniny :
RASOLOFOMASOANDRO Marguerite

-  Ny zanany :
RAJAONAH Solofo sy Clodie
RAJAONARY Mbolatiana Hugo sy Monique
RAJAONA Biquet Gaëtan sy Lova

-  Ny zafiny :
Emmanuelle, Mathieu, Yann ary Salomé.

Ny iray tampo aminy, ny iray tampo amin’ny vadiny ary ny fianakaviana manontolo, dia maneho fankasitrahana sy fisaorana feno anareo rehetra tonga nampahery sy niombom-bavaka, tamin’ny namoizany ny malalany :

RAJAONAH Arlette
(Teraka RASOLOFOMASOANDRO)

« Efa nampody ny fisaonako ho fandihizana Hianao ;
Efa nanaisotra ny lamba fisaonako Hianao ka nampisikina ahy fifaliana,
Mba hankalazan’ny fanahiko Anao ka tsy hangina.
Jehovah Andriamanitro ô, hidera Anao mandrakizay aho »
(Sal 30,11-1)

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF   envoyer l'article par mail title=
 

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels


  •    mai 2008   
    L Ma Me J V S D
          1 2 3 4
    5 6 7 8 9 10 11
    12 13 14 15 16 17 18
    19 20 21 22 23 24 25
    26 27 28 29 30 31  
     

    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar Tribune | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP