RAJAOFERSON
02.10.2004 / 02.10.2007
RAJAOFERSON R. Eleonore
28.07.1997 / 28.07.2007
10 taona izay no nandaozan’ i Mama anay, ary 3 taona kosa ny an’ i Papa.
Tsaroanay lalandava ny fitiavanareo anay, ary tsy ho faty mandrakizay ny fahatsiarovanay anareo mivady. Amin’ ny anaran’ i Tompo, misaotra anareo tamin’ ireo soa sy anatra ary mamy navelanareo.
Mandria am-piadanana ry Papa sy Mama.
Mahatsiaro anareo lalandava izahay hoy :
Voahangy, Helimalala Oliva, Faly, Rivo, Herivola ary ny taranany rehetra.