Sitrapon’ny Tompo ny niantsoany ny mpanompony :
RAJAOBELISON Manohisoa Andriamala
Hody any Aminy ny Alarobia 25 Jolay 2007.
Ny Vadiny :
RASOAZANATSOA Norohanta Hestile
Ny Zanany :
RAJAOBELISON Sariaka
Ny Reniny :
Mme Veuve RAJAOBELISON Aimée
Ny Rafozany :
RAMANANTSOA Joseph
Ny iray tampo aminy :
Mme Veuve ANDRIANJANOA Lala Manitra sy ny zanaka aman-jafiny ary ny iray tampo aminy
Mme Veuve RASAMOELINA Malala sy ny zanaka aman-jafiny
RAJAOBELISON Rakoto Andriambelo sy Mariah ary ny zanaka aman-jafiny
RAJAOBELISON Andriambala Solomalala sy Lalao
RAJOHARISON Hugues sy Nirisoa ary ny zanany
RAJAOBELISON Andriantsoa sy Josephine Evariste ary nv zanaka aman-jafiny
Ny zanak’ltompokovavy RAJAOBELISON Zoniarisoa
RAJAOBELISON Barisoa
RAKOTOARISOA Andrianjafy Seta sy Fara Soamiarana ary ny zanany
RAJAOBELISON Falimampionona sy Christiane ary ny zanany
RASOANAIVO Fidèle sy Ketakamamy ary ny zanany
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RAMANANTSOA Norosoa
RAMANANTSOA Clarisse
RAZAFIHARIVONY Jean sy Miarana ary ny zanany
RAMANANTSOA Falimanana
RAMANANTSOA Fenomanjato sy Sabine ary ny zanany
RAJOELISON Edena sy Lanto ary ny zanany
Ny Fianakaviana :
Ny Dimbin-dRAJAOBELINA Felix (Mpitandrina)
Ny taranaky Itpklahy RANDRIAMBELO
Ny Taranaky Itpklahy RAKOTO Norbert
Ny Teraky RAMANGALAHY sy RANORO
Ny Teraky RAKOTONDRAMANANA
Ny Mpiara-miasa taminy ao amin’ny Telma
Ny Fiangonana FJKM Ankadikely llafy, Atsimon’lmahamasina, llanivato, Mahereza
Ny Fokontany Atsimotsena Sabotsy Namehana.
Ny nofony dia hiala ao Sabotsy Namehana Lot A 54 Ter Atsimotsena ny Sabotsy 28 Jolay 2007 amin’ny 2 ora tolakandro. Ary ho entina ao amin’ny FJKM Ankadikely llafy ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra mialoha ny hanitrihana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ankadikely Ilafy ihany.
« Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo »
(Isaia : 55 : 8a)