Amin’ny finoana sy fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesany anareo fa ny hava-malalanay :
RAHARISON Sylvia
(Teraka RAMAMONJISOA)
Assistante de direction FID
dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata faha-7 oktobra 2008
Hoy,
Ny vadiny :
Franck RAHARISON
Ny reniny :
Ramamonjisoa Christine
Ny Zanany :
Thierry RAHARISON sy Haga Niaina sy ny zanany
Christophe RAHARISON sy Mireille sy ny zanany
Ny iray tampo aminy :
Terak’Itompokolahy Ramamonjisoa Gaby sy Mireille Razafindrazaka
Ramamonjisoa Eric sy Voahangy sy ny zanaka aman-jafiny
Ramamonjisoa Christian sy Voahirana sy ny zanany
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Jean-Louis Fégeat sy Liliane sy ny zanaka aman-jafiny
Vady navelan’i Michel Chatelais sy ny zanaka aman-jafiny
Eva Nobis sy ny zanaka aman-jafiny
Dorothée Blanc sy ny zanany
Caroline Blanc sy ny zanany
Ny terak’Itompokolahy Dr Ramamonjisoa sy Razafimalao
Teraky Randriamiarisoa Justin sy Raveloarisoa Victoire
Terak’Itompokolahy Rajaonson sy Rasoarivao
Terak’Itompokolahy Andrianady sy Itkv Ravelonjamina
Ny fianakaviana manontolo
Ny mpiara-miasa aminy ao amin’ny FID
Ny mpiara-miasa ao amin’ny La Gazette de la Grande Ile
Ny fokontany Mandrosoa Ivato
Ny fokontany Soarano
Ny fokontany Ambodifahitra
Ny fokontany Ambatobe Analamahitsy
Ny FJKM Paroisse Internationale Andohalo
Ny FJKM Ambodifahitra Maritiora
Ny EKAR Soamiandalana
Ny FJKM Tranovato Faravohitra
Chorale de la PRIMATURE
Chorale ARC-EN-CIEL
Chorale AMBOARAMPEO FARAVOHITRA
Ny nofony dia ho entina miala ao amin’ny tranony Lot 249 MC bis « Villa Manohisoa » Mandrosoa Ivato ny zoma 10 Oktobra 2008 amin’ny 12 ora atoandro, hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Paroisse Internationale Andohalo avy eo dia hapetraka any amin’ny fasan-drazany ao Ambatobe Analamahitsy.
« Mampahery anao Aho sady mamonjy anao ; Eny Mitantana anao amin’ny tanana ankavanan’ny fahamarinako Aho ».
(Isaia 41:10b)