Madagascar Tribune | RAFIDISON Augustin
Utilisez nos fils RSS pour retrouver rapidement l'actualité :  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    Netvibes    Google    My Yahoo!
samedi 17 mai 2008
 

 > Fisaorana

mercredi 5 mars 2008


-  Ny vadiny :
RAFIDISON Henriette

-  Ny zanany :
RAFIDISON Patrick sy RAJOELISOLO Fanja
RAFIDISON Patricia sy RAYNAUD Michel
RAFIDISON Christian sy RAMIANDRISOA Nicole
RAFIDISON Haja sy RABESON Sahondra

-  Ny zafikeliny :
Johary, Julien, Laurent, Antnony, Irina, Sandy, Herizo, Inès, Sarah

-  Ny iray tampo aminy :
Terak’Itompokolahy RAFIDISON Julien sy Itompokovavy RALIMANANA Christine mianadahy avy sy ny zanaka aman-jafiny

-  Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Terak’Itompokolahy ANDRIAMALALA Paul sy Itompokovavy RAMASINORO Joséphine mianadahy avy sy ny zanaka aman-jafiny

-  Ny fianakaviana manontolo

Dia maneho fisaorana sy fankasitrahana feno ho antsika havana, tapaka sy namana rehetra tonga nidodododo nankahery sy nampionona ary nitondra amim-bavaka tamin’ny nahalasanany, tamin’ny 17 febroary 2008, ny havamalalanay :

RAFIDISON Augustin
Grand Officier de l’Ordre National Malgache
Ancien Secrétaire Général du GEM et du SIM
Membre fondateur de la SECALINE et membre du FID

Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo.
Miala-tsiny indrindra ho an’ireo tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

« Efa niady ny ady tsara aho nahatanteraka ny fihazakazahako aho, voatanako ny finoako ».
(II Timoty 4 : 7)

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF   envoyer l'article par mail title=
 

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels


  •    mars 2008   
    L Ma Me J V S D
              1 2
    3 4 5 6 7 8 9
    10 11 12 13 14 15 16
    17 18 19 20 21 22 23
    24 25 26 27 28 29 30
    31            
     

    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar Tribune | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP