::::  Site web indépendant, sans attache avec le journal papier  ::::  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    ::::    Facebook    Twitter   ::::
Antananarivo | 10h59  :  20°C  :  Soleil et nuages épars
jeudi 31 mai 2012
 

 > Filazana manjo


Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay fa ny hava-malalanay :

RADAODY RAKOTONDRAVAO Laurent

Ancien Ambassadeur de Madagascar
Auprès des organismes des Nations Unies à Genève,
Auprès de la République d’Italie et du Saint Siège,
Auprès de la République Algérienne.

Dia nodimandry ny Zoma 23 Desambra 2011 rehefa nivahiny 69 taona teto an-tany.

Hoy :

- Ny zanany :
RADAODY RAKOTONDRAVAO Lila Clotilde
RADAODY RAKOTONDRAVAO Beby Domohina

- Ny renin-janany :
GUIS France

- Ny zafikeliny :
BAZIN RAKOTONDRAVAO Simon Tojo

- Ny iray tampo aminy :
RADAODY-RAKOTONDRAVAO Karl sy Liliane ary ny zanaka aman-jafiny
RETTEL-RAKOTONDRAVAO Sophie sy Philippe ary ny zanany

- Ny havany :
ANDRIAMIHAMINA RADAODY Marthe sy ny zanaka aman-jafiny
RAVAOSOLO RADAODY Pauline sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itompokolahy RADAODY-RALAROSY Paul
Terak’Itompokovavy RAZAINORO RADAODY Claire
Terak’Itompokolahy Dokotera RALAROSY
Terak’Itompkolahy RADAODY RAINIDAORIDINA
Terak’Itompokolahy RAMANANDRAY
Terak’Itompokovavy RASOAMANANDRAY
Ny fianakaviana manontolo.

Tompo ô ! Efa fonenanay hatramin’ny taranaka rehetra Hianao” (Salamo 90:1)

Ny nofony dia hiala ao amin’ny Hôpital Saint Louis, 18 rue de la Grange-aux-belles, Paris 10ème ny Alakamisy 29 Desambra 2011 amin’ny 11 ora, aorin’izay dia ho entina ao amin’ny « crematorium cimetière du Père Lachaise  », hatao veloma farany manomboka amin’ny 1 ora folakandro.

RADAODY RAKOTONDRAVAO Karl
karl radaody.com

RADAODY RAKOTONDRAVAO Lila Clotilde
springqsfriend yahoo.com

160 avenue LEDRU-ROLLIN
75011 PARIS

Ity no solon’ny fampandrenesana

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF    Partager

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels

Un Top des prix tous les jours


La météo à Madagascar

 

Publicité sur Madagascar-Tribune.com

 

Fleur d'école

 

avril 2012   mai 2012
L Ma Me J V S D
  1 2 3 4 5 6
7 8 9 10 11 12 13
14 15 16 17 18 19 20
21 22 23 24 25 26 27
28 29 30 31      
 
  • Version pour Smartphone
  • m.madagascar-tribune.com

  • Version pour IPhone
  • iphone.madagascar-tribune.com

    Visiteurs connectés : 408  



    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar-Tribune.Com | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP
    Découvrez aussi : Xbox 360