RABETSAROANA
RABEFANONTA Irenée
(Papa)
08 jona 2000 - 08 jona 2008
« Mifalia amin’ny fanantenana, mandefera amin’ny fahoriana, mahareta amin’ny fivavahana ».
Hoy ny Vadiny, ny Zanaka Aman-jafiny ary
Ny Fianakaviana manontolo
Hisy Fotoam-pivavahana ho Fahatsiarovana Azy manomboka ny Alahady 08 jona ka hatramin’ny 28 jona 2008 isa-maraina amin’ny 6 ora
ao amin’ny EKAR Md Josefa Mahamasina.
« Mitadiava fihavanana amin’ny olona rehetra,
ary mikatsaha fahamasinana ».
Andriamanitry ny fiadanana anie
hitahy antsika mandrakariva !