Tompoko,
Amin’alahelo lehibe no hanekenay ny fiantsoan’Andriamanitra ny malalanay :
RABESON Claudine Arlette
Teraka RASOAHERISOA
Chevalier de l’Ordre Nationale
Assistante Administrative ny Zandarimariam-pirenena Malagasy
Ny Talata 03 Jolay 2007.
Hoy,
Ny vadiny :
RABESON Dinaniaina
Ny zanany :
RABESON Anyhonny Heriniaina
RABESON Mariano Falihery
Ny rafozany :
RABESON Henriette
Ny iray tampo aminy :
Raherisoa Alice sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itplhy RAJAONERISON Julie
RAJAONARISON Lucien Modeste sy ny zanany
RAJAONARISON Delphin Hubert
RAJAONAH Arison mivady sy ny zanany
RAHANITRARISON Albine
Ny iray tampo vadiny :
RABESON Tokiaritefy sy Tiana
Dr RABEMAROKOTO Tovo sy Dr Tiana
RABESON Andry sy Lolona ary ny zanany
Dr RABESON Harizaka Vonjy
ANDRIANASOLONIAINA Manitra sy Tiavina sy ny zanany
FANOMEZANTSOA Rija Michaël
Ny iray tampo amin’ny rainy, Ny iray tampo amin’ny reniny
Ny Fianakaviana manontolo
Ny Ministeran’ny Fiarovam-pirenena, Zandarimariam-pirenena, Comité d’Organisation des Jeux des Iles (COJI°, FJKM Ilafy Fahazavana, FJKM Salema Vaovao 67 ha, EKAR Md Joseph Fenoarivo, Fkt 67 ha Avaratra Andrefana, Fkt Ankadikely Ilafy
Ny nofony dia hiala ao an-tranony Lot 1202 Cité 67 ha Avaratra Andrefana ny Zoma 06 Jolay 2007 amin’ny 01 ora 30 mn atoandro, ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ilafy Fahazavana alohan’ny hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ankadikely Ilafy ihany.
« Tsy ho takatry ny saiko, izay rehetra halahatrao,
ny angatahiko ry Raiko, aoka aho hatoky Anao »
(FF : 32)
Tsy misy fiaretan-tory