Madagascar Tribune | Propagandy mialohan’ny fotoana
Utilisez nos fils RSS pour retrouver rapidement l'actualité :  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    Netvibes    Google    My Yahoo!
dimanche 11 mai 2008
 

 > Malagasy

Fifidianana loholona

Propagandy mialohan’ny fotoana

jeudi 27 mars 2008, par Naivo kely
  Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF   envoyer l'article par mail title=

Tsy misy manaiky ho gisitra eo, sao ny toerana no manefa. Io no tsinjo amin’ny zava-misy hiainana ankehitriny. Tsy mbola manomboka ny fampielezan-kevitra dia efa lasa ny an’ny sasany.

Isan’io ny nanambaran’ny fikambanan’ny ben’ny tanànan’i Marovatana fa hanohana an-dRajemison Rakotomaharo ry zareo. Ny fifidianana mpanolontsaim-paritra amin’io mbola tsy vita.

Mandeha sahady indray ny famoriana ben’ny tanàna ataon’ny minisitra sasany any amin’ny faritry SAVA.

Io dia midika zavatra hafa amin’ny mpitazana. Ny mpanolontsaina eny anivon’ny kaominina, izay mpifidy vaventy, dia mazàna saika to-teny ireny ben’ny tanàna ireny. Dia ho hita eo fa ny hirariana dia ny mba fomba fijery ivelany fotsiny ireny fa samy hanaja ny lalàna ny rehetra.

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF   envoyer l'article par mail title=   
 

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels


  • ->http://mondialprox.com/

  •    mars 2008   
    L Ma Me J V S D
              1 2
    3 4 5 6 7 8 9
    10 11 12 13 14 15 16
    17 18 19 20 21 22 23
    24 25 26 27 28 29 30
    31            
     

    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar Tribune | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP