Dimy taona lasa izay no nandaozanao anay.
Tsy ho maty mandrakizay ao am-ponay ny fahatsiarovana anao.
Mandria am-piadanana
Hoy :
Ny vadinao :
Rahaingoarivony Bodo Emilienne
Ny zanakao :
Nancy sy Francis Schuwey
Voahangy sy Simon Klimaszewski
Nirina sy Cyrille Christen
Ny zafinao :
Nelly, Maeva
ary ny fianakaviana rehetra aty Madagasikara, any Suisse, sy France.
« Handry amin’ny fiadanana aho, ka dia hatory miaraka amin’izay, satria Ianao Jehovah ô no mampitoetra ahy ».
(Salamo 4-8).
| L | Ma | Me | J | V | S | D |
|---|---|---|---|---|---|---|
| 1 | 2 | |||||
| 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
| 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
| 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
| 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
| 31 |