Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :
PHILIPPE ANTOINE Narifetra
(Lala)
dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata faha-09 oktobra 2007
Hoy,
Ny rainy :
PHILIPPE ANTOINE
Ny Iray tampo aminy :
HARILALAO Aurore sy RANOELISON Léon mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Lydia sy RAJAONARIVELO Honoré mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAHAINGOMALALA Aimée sy ny zanaka aman-jafiny
Violette sy RAVALOMANANA A. mivady sy ny zanany
RAPAOLY Andriamiarana sy ny zanany
ANDRIANARY Philippe sy Hanitra sy ny zanany
PHILIPPE ANTOINE Fara
PHILIPPE ANTOINE Harison
Ny Terak’i RANDRIAMAMONJY sy RAFOTSIRAIVO
Ny Terak’i RANDRIANARIVONY sy RAZAFINDRASOA
Ny Terak’i RANAIVOMANDIMBY, RAKOTOMAMONJY sy RAZANAMANGA
Ny Fianakaviana manontolo
Ny mpiara-miasa ao amin’ny DRS Analamanga
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ambatomena Mananara sy ny Zanaka ampielezana,
Ny Fokontany Amboditsiry, Ambatomena Mananara.
Ny nofony dia hiainga ao an-tranony, Lot II B 54 A Amboditsiry, ny Zoma faha-12 oktobra 2007 amin’ny 12 ora sy sasany. Hatao ao amin’ny Fiangonana FJKM Ambatomena Mananara ny fanompom-pivavahana ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambatomena Mananara ihany.
« Indro Andriamanitra no famonjena ahy ; dia hatoky aho, fa tsy mba hatahotra ; fa Jehovah Tompo no heriko sy fiderako, fa efa famonjena ahy Izy »
(Isaia 12:2)
TSY MISY FIARETAN-TORY