::::  Site web indépendant, sans attache avec le journal papier  ::::  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    ::::    Facebook    Twitter   ::::
Antananarivo | 18h59  :  19°C  :  Averses
mardi 14 février 2012
 

 > Malagasy

Fianarantsoa : Fahasalamana

Olona 16 vita fandidina momba ny taolana

mercredi 3 décembre 2008, par RAW

Tamin’ny faran’ny herinandro teo dia nisy hetsika nataon’ny mpitsabo tao amin’ny Foibe Dioseza momba ny Fahasalamana (CDS) tao Ambatomena Fianarantsoa. Nifarimbona tamin’izany hetsika izany ireo mpandidy sy manampahaizana isan-tsokajiny avy any Italia sy avy ao Antsirabe. Olona 16 no natao fandidina momba ny taolana tao anatin’izany hetsika izany. Amin’ny tapaky ny volana desambra izao no tohiny, hizahana ny fivoatry ny fitsaboana natao tamin’ireo marary.

Efa tamin’ny taona 2005 no nitsangana ity CDS ity. Fikambanana maro no miara-miasa aminy, toa ny avy any Frantsa izay mitsabo ny fahasembanan’ny taolana (chirurgie orthopédique) sy ny avy eto an-toerana ihany koa. Amin’ny volana febroary 2009 dia fantatra fa hisy fitsaboana ny maso toa ny katarakta.

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF    Partager

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels

Un Top des prix tous les jours


La météo à Madagascar

 

Publicité sur Madagascar-Tribune.com

 

Fleur d'école

 

novembre 2008   décembre 2008   janvier 2009
L Ma Me J V S D
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30 31        
 
Le Petit Futé

 

  • Version pour Smartphone
  • m.madagascar-tribune.com

  • Version pour IPhone
  • iphone.madagascar-tribune.com

    Visiteurs connectés : 328  



    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar-Tribune.Com | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP
    Découvrez aussi : Xbox 360