Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 18h28
 

Filazana manjo

Ny Andriana RANDRIANASOLO Victor (Victor SOLO)

Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ilazanay aminareo fa ny hava-malalanay :

Ny Andriana RANDRIANASOLO Victor
dit Victor SOLO
Loholona - Mpanakanto
Retraité CAPSAT Soanierana
Grand Officier de l’Ordre National Malagasy

dia niamboho tamin’ny Alatsinainy 20 Aogositra 2007 rehefa nivahiny 76 taona teto an-tany.

Hoy,

Ny vadiny :
RASOARINOSY Berthe Angèle

Ny zanany :
RAMIANDRAVELO Joseph sy Norosoa Nirina Jimmy Janoëlah
Dr JIMISON Solofonirina Victor sy RAHELIARISOA Jeannie
RALAMBOSON Soloniaina Nanjanirina sy HARISOA Nirina Jimmy Lorretah
RAKOTO dit Sedson Samuel sy LALAO HARINORO Jimmy Hortensia
ANDRIANJARY Allain sy SAHONDRANIRINA Jimmy Angèle
SOLOHAJANIRINA Andriamparany sy RAKOTOMAVO Bakomalala

Ny zafiny :
Lalaina sy Julie, Mamisoa sy Narindra, Domoina, Rojo, Jenny, Herizo sy Annick, Muriel
Elodie, Loriane, Christelle, Ando, Lova

Ny zafiafiny :
Fabienne, Corinne, Brenda, Tendry

Ny Havany avy amin’ny Rainy
Ny Havany avy amin’ny Reniny
Ny Iray Tampo amin’ny vadiny
Ny fianakaviana manontolo

Ny TROPY Victor Solo
Ny Ministeran’ny Kolontsaina sy ny Zavakanto
Ny Foibe FJKM
Ny Mpitandrina, ny Fikambanan’ny Loholona sy ny Diakona
Ny Vokovoko Manga Trano Vato Anjanahary Maritiora
FJKM Ankadikely Ilafy, FJKM Ambolo, FJKM Manandriana Lovasoa Avaradrano,
FJKM Ambohijatovo Ambohitrandriamanitra Manjakandriana
Ny Fokontany Behoririka, Fokontany Anjanahary.

Ny nofony dia hiala ao an-tranony Lot IVD 43 A Tsiazotafo ny Alakamisy 23 Aogositra amin’ny 8 ora maraina, ho entina eny amin’ny Tranompokonolona Isotry ho fanaovam-beloma farany ho an’ireo mpankafy azy. Avy eo dia eny amin’ny FJKM Tranovato Anjanahary Maritiora no hatao ny fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra amin’ny 2 ora tolakandro, mialohan’ny hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Anjanahary ihany.

« Fa ny fahasoavan’Andriamanitra
no naha toy izao ahy
 ».
(Kor.1 : 15-10)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS