Madagascar Tribune | Ny Andriana RANARISOA Albert
Utilisez nos fils RSS pour retrouver rapidement l'actualité :  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    Netvibes    Google    My Yahoo!
samedi 6 septembre 2008
 

 > Filazana manjo

vendredi 27 juin 2008

Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny havamalalanay :

Ny Andriana RANARISOA Albert
Magistrat de 1er grade Retraité

dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny 25 jona 2008, rehefa nivahiny 70 taona teto an-tany.

Hoy :

-  Ny iray tampo aminy :
ANDRIATSIHOARAMANDIMBIARISOA Ny Riana d’y La Paix mivady sy ny zanaka amanjafiny
RALIDERA mivady sy ny zanany

-  Ny havany :
Rtoa RAZANAMIANDRISOA
Ny terak’ltompokovavy PAMIALISOA
Ny terak’ltompokolahy RAVALITERA
Ny terak’ltompokovavy RAMANANDRAIBE

Ny Fiangonana FJKM Ambohimanambola Fahasoavana
Ny Fiangonana FLM Ambobibao
Ny Fiangonana FLM Ankazoabo Sud
Ny Fiangonana FJKM Andina - Ambositra
Ny Fiangonana FJKM Tsarahonenana Ny Fiangonana EKAR Ambohimanambola - Tanàna

Ny Fokontany Ambobibao Antehiroka Ny Fokontany Ambohimanambola

Ireo mpiara-miasa taminy tao :
Ministeran’ny Fitsarana - Cour Suprême - Ecole Nationale de la Magistrature et des Greffes (ENMG)

Ny Direction, ny mpempianatra ary ny mpianatra ao amin’ny ENMG (Direction de la Formation des Greffes)

Ny nofony dia hiala ao amin’ny Lot 505 Bis MA, Mandrosoa Ivato ny Zoma 27 jona 2008 amin’ny 01ora atoandro ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ambohimanambola Fahasoavana alohan’ny hanefenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambohimanambola ihany.

« Eny, miezaka hanatratra ny marlka aho hahaezoako ny lokan’ny fiantsaan’Andriamanitra any ambony ao amin’i Kristy Jesosy »
(Filipiana 3. 14)

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF   envoyer l'article par mail title=
 

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels


  •    juin 2008   
    L Ma Me J V S D
                1
    2 3 4 5 6 7 8
    9 10 11 12 13 14 15
    16 17 18 19 20 21 22
    23 24 25 26 27 28 29
    30            
     

    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar Tribune | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP