Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 27 septembre 2016
Antananarivo | 21h16
 

Filazana manjo

Ny Andriambavy RAZANAMIHAMINA Joséphine Clarisse

Isaoranay Andriamanitra Fitiavana, nanome sy nampindrana anay ny Reny, Renibe, Zoky sy Havana malalanay nandritra ny 92 Taona

Ny Andriambavy RAZANAMIHAMINA Joséphine Clarisse
(Vady navelan’Itompokolahy ANDRIANTAFIKA Raberahona Emile)

Mpampianatra tao amin’EPP Anosisoa Ambohimanarina

izay niamboho tany Parisy ny Asabotsy faha 13 Desambra 2014.

Hoy :

Ny zanany :
Drs ANDRIANTAFIKA Joseph sy Heritiana (Paris)
RANDREMBASON Paul, vady navelan’Itpkvavy RAVAOARIMANGA Jacqueline
ANDRIANTAFIKA Hippolyte sy Dr Vololontsoa
RATRIMOMAMPIANINA Richard sy Elise
ANDRIANTAFIKA René sy Yolande
ANDRIANTAFIKA Emile sy Chantal
ANDRIANTAFIKA Jacques sy Claudine
ANDRIANTAFIKA Joséphin sy Yvette
RAMPARANY Fara sy Solofo

Ny zafikeliny :
Drs ANDRIANTAFIKA Mamisoa sy Maïté (Bruxelles),
Dr ANDRIANTAFIKA Gaëlle sy Nelson WANDASIEWICZ (Londres), Dr ANDRIANTAFIKA Loïc sy Ophélie (Paris)
RANDREMBASON Vero sy Jérôme P., RANDREMBASON Fidy sy Luce L., PRAMOD D. sy Liva,
Dr ANDRIANTAFIKA Aurélia, ANDRIANTAFIKA Sandrine, ANDRIANTAFIKA Eric
RATRIMOMAMPIANINA Stéphane, RAMANATSALAMA Setra sy Katia, RATRIMOMAMPIANINA Christophe
ANDRIANTAFIKA Luc, Brice, Fanny, Térence
ANDRIANTAFIKA Caroline, Cédric,Lionel, Cannelle
ANDRIANTAFIKA Fabrice, Anthony, Thibaul t
LEGRAS Romain sy Jessica, RAKOTOARISON Andry sy Johanna, ANDRIANTAFIKA Juliana
RAMPARANY Arnaud sy Jennifer, RAKOTONIAINA Laura sy Mami, RAMPARANY Adrien

Ny zafiafiny :
Chloé, Inès, Simon, Dim-Ethan, Lana, Viaan Andry, Sanjay, Kylian, Mialy, Mirana.

Ny iray tompo aminy :
Dr RAKOTOARIVELO Joseph Aristide sy ny taranany
Terak’Itpkvavy RAMIHAMINA Angeline sy Itpklahy RAZAFINTSALAMA Joseph
Terak’Itpkvavy RALIVELO Joséphine sy RAMPARANY René
RAKOTO Joseph Anselme sy Claire ary ny zanaka aman-jafiny
RAKOTO Joseph Andrianasolo sy Jeanne ary ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itpkvavy RASOALIVELO Josette sy Randrianarisoa Emmanuel
Terak’Itpklahy RANDRIAMIHAMINA Rakoto Joseph sy Rosa Aimée
RAKOTO Joseph Paoly sy Norovololona ary ny zanaka aman-jafiny
RAKOTO Joseph Andriamisaotra sy Fleurette ary ny zanaka aman-jafiny
RAKOTO Joseph Andriamboavonjy sy Amélie ary ny zanaka aman-jafiny

Ny havany :
Terak’ Itpklahy Rakotomanga
Terak’ Itpkvavy Rasoamampionina Amélie sy Itpklahy Randrianaridera Charles
Terak’ Itpklahy Rakotomamonjy Michèle sy ltpkvavy Razaiarisoa

Ny iray tompo amin’ny vadiny :
Terak’Itpklahy ANDRIAMAHANINA Emile
Terak’ltpklahy ANDRIANKASINA Dominique

Ny fianakaviana manontolo
FJKM Tranovato Ambatonakanga
FJKM Andrainarivo Fieferana

Ny Fokotany Andrainarivo Fieferana sy Fokotany Ankadifotsy

Ny fahatongàvan’ny razana eto Madagasikara sy ny fandevenana dia ho lazaina amin’ny manaraka ihany.

« Jehovah no mpiandry ahy, tsy hananjava-maha-ory aho » Salamo 23:1

Publicité

Vols, Hôtels, Séjours

Les meilleurs prix


Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
 

Visiteurs connectés : 281