Niamboho ny Alarobia 25 Jona 2008 tany Montpellier (France) ny reny malalanay :
Ny Andriambavy RAVELOARISOA
(Vady navelan’Itompokolahy ANDRIAMISAINA Robinson)
rehefa nivahiny 83 taona teto an-tany.
Ny fahatongavan’ny razana eto an-tanindrazana dia ho lazaina amin’ny andro manaraka