Ny vadiny :
TAFANGY Marguerite
Ny zanany :
FOZARA RANDRIANJAFY Mickaël, Antonio, Iris, Noëlys.
Ny Reniny :
Jeanne BERNADETTE
Ny reny nitaiza azy :
RAMAKARARO, R. Vincentine
Ny Iray tampo aminy
Ny iray tampo amin’ny vadiny
Dia maneho ny fisaorana mitafotafo :
• ny havana aman-tsakaiza rehetra
• ny fikambanana FIZA, FIANTA, SAMIA
• ny mpiara-miasa amin’ny vadiny ao amin’ny CEG Ambohidratrimo
• ny FKT 67 Ha Afovoany-Andrefana sy ny mpifanolo-bodirindrina
Tonga nidodododo sy nampionona ary nampitraka tamin’ny namoizany ny malalany :
Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly soa anareo, ary miala tsiny amin’ireo izay tsy tratra antso nohon’ny hafenoan-drano be loatra.
| L | Ma | Me | J | V | S | D |
|---|---|---|---|---|---|---|
| 1 | 2 | 3 | ||||
| 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 |
| 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 |
| 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 |
| 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |