::::  Site web indépendant, sans attache avec le journal papier  ::::  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    ::::    Facebook    Twitter   ::::
Antananarivo | 17h11  :  18°C  :  Soleil et nuages épars
mercredi 30 mai 2012
 

 > Malagasy

Fanotofana eny Andohatapenaka

Mitovy ny tany Vohidiala Ambatondrazaka, hoy ny Leader Fanilo

vendredi 10 octobre 2008, par Njaka

Tokony hisy mangarahara ny fanotofana tany atao eny amin’ny Route Digue eny Andohatapenaka hoy ny Leader Fanilo. Iza ny orinasa tsy miankina volaza fa hiaraka amin’ny fanjakana hanatanteraka azy ao anatin’ilay ny 3P. Iza no mamatsy vola izany ? Misy fifanoherany koa ny fanazavan’ny ministry ny fanajariana ny tany sy ny filoha Ravalomanana marc. Ny misnitra nilaza fa hanganana trano fonenana na logements sociaux ny tany. Ny filohampirenena kosa nilaza fa hanganana orinasa manodina sakafom-biby. Iza no tena marina ? hoy ny Leader Fanilo.

Mitovy tahaka izao ihany ny raharaha nitranga tany Vohidiala Ambatondrazaka, Nolazaina fa hiarahan’ny fanjakana sy ny orinasa tsy miankina ny asa kanefa fantatra mazava taty aoriana ny orinasa tsy miankina tompon’izany. Sao toy izany koa ity Andohatapenaka ity.

Ny fanaganana orinasa manao praovandy apetraka eto antanan-dehibe koa manimba ny tontolo iainana.

Misy tantarany hatrany amin’ny mpanjaka Andranamapoinimerina ny lemaky Betsimitatatra mba hiarovana ny tanàna amin’ny fiakatry ny rano.

Noho izany, mandroso soso-kevitra ny Leader Fanilo, tokony afindra any amin’ny tany malalaka hafa lavitry ny tanàna sy tsy misy fonena’olona ny orinasa. Tokony tsy atakalo ny tombontsoan’olom-bitsy ny tombontsoan’ny vahoaka malagasy, hoy ny fanambarana.

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF    Partager

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels

Un Top des prix tous les jours


La météo à Madagascar

 

Publicité sur Madagascar-Tribune.com

 

Fleur d'école

 

avril 2012   mai 2012
L Ma Me J V S D
  1 2 3 4 5 6
7 8 9 10 11 12 13
14 15 16 17 18 19 20
21 22 23 24 25 26 27
28 29 30 31      
 
Le Petit Futé

 

  • Version pour Smartphone
  • m.madagascar-tribune.com

  • Version pour IPhone
  • iphone.madagascar-tribune.com

    Visiteurs connectés : 247  



    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar-Tribune.Com | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP
    Découvrez aussi : Xbox 360