::::  Site web indépendant, sans attache avec le journal papier  ::::  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    ::::    Facebook    Twitter   ::::
Antananarivo | 20h31  :  20°C  :  Orage
mercredi 15 février 2012
 

 > Tsakotsako

Mihetsika ny mpanohitra

vendredi 5 décembre 2008, par Penjy R.

Rahampitso no hikaondoha etsy amin’ny foiben’ny AKFM Andravoahangy ambony ny mpanohitra rehetra. Manoloana ny firosoan’ny fanjakana hanao ilay fivoriana miaraka amin’ny antoko rehetra afaka andro vitsivitsy no anton’io. Antoko manodidina ny 20 no handray anjara amin’izany. Voalaza fa manana ny fijeriny momba ity fivoriana ity ny antoko ivelan’ny fanjakana sy ny fiarahamonimpirenena. Na ny CONECS, na ny SEFAFI, na ny FFKM na ny KMF/CNOE dia nana-kambara foana raha ny fiainana ara-politika sy toekarena teto amintsika.

Noho ireo antony ireo no tokony handraisan’ny FFKM sy ny KMF/CNOE anjara. Ny Sefafi ihany koa hoy ny hafa dia manana anjara toerana lehibe. Io rahampitso io no ahitantsika izay hevitra avoakan’ny mpanohitra, fa ny azo antoka dia hitovy fomba fijery izy rehetra, raha tsy hoe misy indray ny volo manohariana.

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF    Partager

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels

Un Top des prix tous les jours


La météo à Madagascar

 

Publicité sur Madagascar-Tribune.com

 

Fleur d'école

 

fr 2008-12-05 06:27:26
novembre 2008   décembre 2008
 
Le Petit Futé

 

  • Version pour Smartphone
  • m.madagascar-tribune.com

  • Version pour IPhone
  • iphone.madagascar-tribune.com

    Visiteurs connectés : 365  



    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar-Tribune.Com | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP
    Découvrez aussi : Xbox 360