::::  Site web indépendant, sans attache avec le journal papier  ::::  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    ::::    Facebook    Twitter   ::::
Antananarivo | 20h55  :  14°C  :  Clair de lune et nuages épars
jeudi 2 septembre 2010
 

 > Malagasy

Gadra Politika

Miantso ny mpanohitra hiray feo

mercredi 2 juillet 2008, par Naivo kely

Na dia any am-ponja aza dia mbola mitohy ny antso ho an’ny rehetra tsy hanaiky ny tsy rariny. Mpanao Politika iray manana ny lazany teo aloha izay migadra etsy amin’ny fonjaben’Antanimora no maniry ny hitambaran’ny herin’ny mpanohitra. Andro vitsy lasa izay, dia voalaza araky ny loharanom-baovao, fa nanoratra ho an’ny antoko Politika rehetra eto aminintsika izy io, izay nanorotsirotra ny tokony hanohizana ny tolona. Tolona izay tsy tokony avela hangina, satria io fahanginana io no toa mampahazo vahana ny hafa hoy ity taratasy ity.

Toa tsy nampiraika ny mpanao Politika tety anivon’ny fiaraha-monina anefa io antso avo io. Midika ve izany, fa tsy mifantoka amin’ny Politikan’ny olona voafonja ny fomba fijery ety ivelany ?

Heno ihany ihany koa fa tratrin’ny aretin’ny taovam-pisefoana ingahy Pety Rakotoniaina, ary maniry ny hitsaboana azy ety ivaleny ireo fianankaviany. Zary hadinon’ny mpiara-mitolona aminy avokoa ireo gadra mpanao politika rehetra. Isan’io ry Voninahitsy sy ny jeneraly Fidy. Ny Profesora Zafy Albert irery no mba heno manantona azy ireny any amin’ny toerana misy azy teo aloha teo mitondra fanampiana ho an’ireto namany ireto. NY hafa kosa, dia io iarahana mahita io, fa na ny fisian’ireo namany aza toa tsy tsaroany intsony. Tsy ho gaga isika raha samy maka ho azy amin’ny tanjona iriany ny antoko mpanohitra eto.

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF   

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels

Un Top des prix tous les jours


La météo à Madagascar

 

Publicité sur Madagascar-Tribune.com

 

Fleur d'école

 

juin 2008   juillet 2008   août 2008
L Ma Me J V S D
  1 2 3 4 5 6
7 8 9 10 11 12 13
14 15 16 17 18 19 20
21 22 23 24 25 26 27
28 29 30 31      
 
Le Petit Futé

 

  • Version pour Smartphone
  • m.madagascar-tribune.com

  • Version pour IPhone
  • iphone.madagascar-tribune.com

    Visiteurs connectés : 248  



    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar-Tribune.Com | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP
    Découvrez aussi : Xbox 360