::::  Site web indépendant, sans attache avec le journal papier  ::::  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    ::::    Facebook    Twitter   ::::
Antananarivo | 17h11  :  18°C  :  Soleil et nuages épars
mercredi 30 mai 2012
 

 > Filazana manjo


Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay fa ny malalanay :

Marco RATSIMBA

Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny alahady 17 aprily 2011 tany Paris rehefa nivahiny 17 taona teto an-tany.

Hoy :
-  Ny Ray aman-dReniny  : Lanto sy Misa RATSIMBA
-  Ny zandriny  : Andréa

Ny fianakaviana dia maniry hampody ny razana any antanindrazana.

« Ny entan-jaraina mora zaka », koa manao antso avo ho amin’ny fanampiana ara-bola ny fianakaviana amin’ny fikarakarana ny « Rapatriement du corps ».

Hisaorana sahady ho anareo malala-tanana handray anjara amin’izany.

- Raha manao « chèque » dia atao amin’ny anaran’i M. ou Mme RATSIMBA, alefa any amin’ny ASS. ESCA 3, rue Baudin 94200 IVRY sur SEINE.

- Par virement : M ou Mme RATSIMBA RIB : 20041 00001 5009358K020 83

- Raha mila fanazavana fanampiny :
- Tel : 0607994440 / 0611087765/ ASM association (M .Donné) 0664363842
- E-mail : solidarite.marco yahoo.fr
- Site : www.Escag80.fr

Ny fianakaviana dia azo vangiana ao amin’ny : 10, rue Alfred Sisley Aulnay-sous-Bois ny alahady 15, alatsinainy 16, alarobia 18 ary zoma 20 may manomboka amin’ny 4 ora hariva ka hatramin’ny 11 ora alina.

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF    Partager

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels

Un Top des prix tous les jours


La météo à Madagascar

 

Publicité sur Madagascar-Tribune.com

 

Fleur d'école

 

avril 2012   mai 2012
L Ma Me J V S D
  1 2 3 4 5 6
7 8 9 10 11 12 13
14 15 16 17 18 19 20
21 22 23 24 25 26 27
28 29 30 31      
 
  • Version pour Smartphone
  • m.madagascar-tribune.com

  • Version pour IPhone
  • iphone.madagascar-tribune.com

    Visiteurs connectés : 280  



    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar-Tribune.Com | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP
    Découvrez aussi : Xbox 360