::::  Site web indépendant, sans attache avec le journal papier  ::::  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    ::::    Facebook    Twitter   ::::
Antananarivo | 20h58  :  14°C  :  Clair de lune et nuages épars
jeudi 2 septembre 2010
 

 > Teny zato, kabary arivo

Mahazo aina ny sekta

vendredi 4 juillet 2008, par Penjy R.

Vola no hozatry ny aina, raha tsy misy io, dia aza manantena ny hiaina intsony. Eo amin’ny sehatry ny fahasalamana no tiana asian-teny eto.

Tsy takatry ny kely vola izao ny mitsabo tena. Raha nahita ny fitsaboana naseho ho fantatry ny mpanao gazety ny alarobia teo, izay voalaza fa mahatratra Ar 30tap ny mandidy fo ho an’olona iray ao aminy. Mora io raha mitaha amin’ny fandefasana olona ho didiana any ivelany. Faly ny rehetra nandre, fa hay mahavita sy manana fitaovana arifomba isika eto, ary manana mpitsabo havanana amin’ny sehatry ny toy izany. Kivy kosa anefa ankilany, satria firy amin’ny vahoaka Malagasy no mba mahatakatra ny fitsaboana toy izao ? Mangetaheta ambony lakana ny rehetra mahita izany, ka ankinina amin’ilay nahary sisa ny ahavelomana raha sanatria marary. Tsy ho gaga isika raha maro no mandeha mivavaka any amin’ireny sekta ireny, satria toa mahasitrana hono ny vavaka atao any. Mahazo vahana ihany koa ny mpivarotra tapa-kazo atao tambavy, satria hitan’ny Mlagasy maro fa mba manala fanaintainana ihany ny vokatra azo amin’izy ireny.

Hatraiza ny Politika entin’ny fanjakana mba ahazoany fitsaboana ara-dalana ? Miandry ny rehetra, satria ny aina no maha-olona.

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF   

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels

Un Top des prix tous les jours


La météo à Madagascar

 

Publicité sur Madagascar-Tribune.com

 

Fleur d'école

 

juin 2008   juillet 2008   août 2008
L Ma Me J V S D
  1 2 3 4 5 6
7 8 9 10 11 12 13
14 15 16 17 18 19 20
21 22 23 24 25 26 27
28 29 30 31      
 
Le Petit Futé

 

  • Version pour Smartphone
  • m.madagascar-tribune.com

  • Version pour IPhone
  • iphone.madagascar-tribune.com

    Visiteurs connectés : 241  



    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar-Tribune.Com | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP
    Découvrez aussi : Xbox 360