Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 26 septembre 2016
Antananarivo | 03h12
 

Société

TIM - régime HVM

Magro Ankorondrano est rétrocédé à la Chambre de commerce

mardi 1er mars | Mirana Rabakoniaina

Le tribunal a donné raison à la Chambre de commerce qui réclame la rétrocession du terrain de Magro Ankorondrano. Aussi, Ravalomanana à travers ce dossier s’est-il vu réduire encore ses biens immobiliers. Ceci après le terrain d’Andohatapenaka, repris par la Seimad ou l’Etat, on ne sait plus, tellement c’est confus, et les autres terrains d’Andranomanelatra et autres.

Il était surtout reproché à l’ancien Chef de l’Etat Marc Ravalomanana et sa famille d’avoir accaparé, souvent de forcer les terrains d’autrui, particulier, organisme public ou société d’Etat. Une des raisons qui a accéléré sa chute. N’empêche, s’emportent ses partisans, ce sont les étrangers qui accaparent la terre de nos ancêtres maintenant, est-ce mieux ?

21 commentaires

Vos commentaires

  • 1er mars à 09:31 | lalvaovao (#9369)

    Ny Gasy pamosavy malemy, ny gasy ihany no henjehina, tsy hitany MPITONDRA anga ny TANY TOTOFANY KARANA SY NY VAHINY, MAPITOMBO NY TONDRADRANO,
    AVERENO AMINY MALAGASY DAHOLO NY TANY REHETRA LASANY VAHINY : KARANA ETC...
    KARANA SADY MANGALATRA TANY NO SADY MANAMBANY NY GASY, MBOLA HILEFITRA FOANA VE ISIKA GASY NEFA TOPONY E
    MILA MITROTRA ISIKA MALAGASY HO HITANY KARANA, HOE TOPONY TANY FA TSY MPANGATAKA

    • 2 mars à 01:31 | Gidro manja (#9450) répond à lalvaovao

      Ka ny karana anie ny akabeazany gasy ihany eh (ttasy). Amiko tsy resaka hoe lasan’ny vahiny ny tany fa hoe @ « fomba ara-dalàna » ve no nahazoan’i Ravalo ny tany ? Rehefa tsy ara-dalàna fa par abus de pouvoir dia, gasy - vazaha na japonais, dia rétrocession no mety. Fa ilay rétrocession ko ve nefa lasa any @ tena tompony marina (particulier io) ? Raha ny législation @ fivarotana tany ndray dia ny gasy aza no tena tsy mora indrindra satria tsy mahazo mividy tany ianao raha tsy manana nationalité gasy. Aty Frantsa nefa tout le monde peut acheter dès qu’on a les sous... Ny pb rapport entre gasy sy karana indray moa c’est un autre sujet à mon avis. C’est l’Etat de droit qui fonctionne très mal à M/car. Ze tonga eo @ pouvoir dia manao abus pouvant aller h@ didijadona. Ça leur fait quoi de voir ses enfants gasy miady @ anohanana ? Miraoka FAKO... Aiza ny DIGNITE -nareo izay mitondra ireo ? Tsy hain’izy ireo izany fa ny pôsiny ihany no hitany sy fenoiny... Koa j’invite ces derniers à se mettre à jeun pendant 2-3 jours. Dia ho tsapan’izy ireo izany ventre vide... Mahonena... Raha izaho manokana aloha dia alehoko tsy hanana 4x4 mandrakizay, toy izay hijery ireo zaza ireo izay taolana mifono hoditra, mivoaka farorabava fa reraka mafy... Dia manontany tena foana aho ? Tena vitanao ve ? En tsy volanao fa volambahoaka (dia an’ireo zaza ireo koa izany). Mahità tory ve ianao ry membres gouvernemanta ? Ontsa ny foko ry ankizy malagasy... #De tt coeur ac tous les gasy mahantra#

  • 1er mars à 09:36 | harmelle (#5862)

    « Il était surtout reproché à l’ancien Chef de l’Etat Marc Ravalomanana et sa famille d’avoir accaparé, souvent de forcer les terrains d’autrui, particulier, organisme public ou société d’Etat. »
    De force ??? Je croyais que seuls les dictateurs agissaient ainsi :-))

    • 1er mars à 09:44 | Noue (#2427) répond à harmelle

      Il ne faut surtout pas trop de fier de ce que raconte Mirana , que d’attaque et rien d’autre ! Et si elle parle de tous ces étrangers qui possèdent humm...beaucoup de chose à Madagasikara au détriment des Malagasy ?

    • 1er mars à 10:25 | harmelle (#5862) répond à Noue

      Oui certes peut être mais quel serait le rapport avec le Magro ??? La chambre de commerce est dirigée par des étrangers ???

    • 1er mars à 12:05 | Takebo Ramasy (#9258) répond à harmelle

      NY LANINDRAIKO DADA MALAGASY VE TSY LANIKO IHANY IZAY ZANANY IHANY ?

      Fa ny lanindraindry zalahy VAHINY dia ho laniko ary tsy hoazoko mihitsy intsony— IZANY VE NO TIANTSIKA ATAO amin’ny taranantsika ? TSIA TSIA TSIA

    • 3 mars à 10:44 | Ibalitakely (#9342) répond à harmelle

      Hoy ny fiteny hoe qui veut noyer son chien l’accuse de la rage, fa ra ny hita sy fantatra aloha dia i Ra8 nifona @ tsy mety nataony, iray izay ; faharoa raha ny teo Andohatapenaka hoatra ireo olana nipetraka t@ trano bongo niaraka @ tranon-ganagana dia nifanaraka taminy fa hanamboarany cités eo akaiky eo ary dia vitany izany, azo jerena avy ety @ route digue izany ka asa ny dikan’ny hoe accaparer aloha ? fahatelo tena tribunal fiable ve no eto sa ahoana ka tena mamoaka didy marina ? Ary rehefa raharaha misy asain’ny mpitondra am-perinasa tsarainy dia mitsara izy ary malaky ny valiny fa rehefa tsy asain’izany mpitondra izany tsaraina ny raharaha iray na dia mibaribary ohatra ny vay an-kandrina tohy ny 26/01/2009 na alatsinainy mainty izay fantatra inona no zava-nitranga, iza no atidoha nikotrika sy iza no naniraka ...sns, dia mangina ny fitsarana. Sady araka ny voalaza na ny mpitondra (Etat ou SEIMAD ?° no maka ny tany eny Andohatapenaka ohatra na ny vahiny izay maro tokoa ao amin’io Chambre de Commerce & d’Industrie io izay toa baikon’ny Chambres de Commerce any ivelany koa aza !!! Tsy miaro an’i Ra8 aho fa itsika dia tena manao valala an-karona foana.

  • 1er mars à 10:39 | manga (#6995)

    Que l’état reprenne ce qui lui revient de droit ; et c’est irrévocable.
    Toutefois, la réconciliation nationale dont l’orateur subjugue l’auditoire prouve paradoxalement qu’Hery RAJAONARIMAMPIANINA tente d’éliminer ses redoutables adversaires. Mais à quel prix ?
    Quant à la façon dont le gouvernement procède, il n’est plus à démontrer comment ce dernier compte viser certaines cibles (faisant la une des quotidiens) bien précises qui n’a plus rien à voir avec de la diversion ; mais plutôt des coups vraiment bas qui, me semble-t-il, aurait l’effet d’un boomerang.
    A supposer que je me mets à la place de la « victime » ; pour des raisons de sécurité, je ne suis pas vraiment bête pour placer mes biens à découvert, en d’autres termes : au vu et au su des « indignés » soifs de pouvoir, et prétendant être sûrs d’avoir la mainmise sur tout ce qui bouge.
    J’ai passé deux mois de congé dans la grande Ile et j’ai vu ce qu’il ne fallait pas voir quant au remblai des milliers d’hectares (si ce n’était que...) soi-disant pour un terrain de sport et héliport dans les environs de... où des rizières en ont été sujet à controverse.
    Quant à Andranomanelatra, que sa position géographique par rapport à la commune d’Antsirabe, qui des gouvernants pourraient prétendre en construire et de faire rentrer de l’argent à la caisse de l’état.
    « Toa ny fahotan’ny sasany ihany no averin’ilay Tsivalahara »
    A qui profite le crime...

    • 1er mars à 13:53 | Isandra (#7070) répond à manga

      Cela s’appelle, la réconciliation à la Ra-Martial,...« kobay akelika ihany »,...il pense que la liberté de Marc est déjà beaucoup,...

    • 1er mars à 16:40 | Eloim (#8244) répond à Isandra

      Amin’ny ankapobeny dia tsy tena nisy ny fangoronan-tany (accaparement des terrains) tsy ara-drariny nataon’ny Groupe Tiko, raha ny taratasy am-pelatan’izy ireo no jerena. Indrindra moa ka ireo tany nofain’ny Groupe Tiko tamin’ny fanjakana na olon-tsotra.
      Raha tsorina izany dia fividianana tany ara-dalàna no nataon’ny Goupe Tiko « SAINGY HENA-MASO » miharo TAHOTRA amin’ny naha-Filoha an-dRa8 no nahazoan’ny Groupe Tiko azy ireny. Misy taratasim-pifampivarotana ara-dalàna kosa anefa izany rehetra izany.
      Etsy an-daniny koa dia nisy ny fifanekem-panofana tany nataon’ny Groupe Tiko, tamin’olon-tsotra na tamin’ny fanjakana, izay « NOHAMORAINA » satria i Ra8 teo amin’ny fitondrana. Fanararaotam-pahefana ve izany sa tsia ?
      Ny azo ambara kosa nefa dia tsy nalaina be fahatany ireny tany sy fotodrafitr’asa ireny fa nananganana « TOERAM-PIHARIANA » (orinasa, fambolena, fiompiana, ...). Marina fa tsy miankina ny Groupe Tiko nefa ny « ASA » mivantana sy tsy mivantana naterany no tena zava-dehibe, hiadiana amin’ny tsy fananan’asa (chômage).
      Koa raha misy ny adin-tany amin’ny Groupe Tiko sy ny famerenana ny tany amin’ny tompony noho ny tsy fihodinan’ny orinasa dia ilay Ra8 mpanao politika « GAIGILAHY » no hitan’ny olona sy hankahalainy. Nefa tokony jerena ihany koa ilay Ra8, mpandraharaha nampanantena ny tanora be dia be tsy an’asa fa hanome asa sy hampiakatra ny harin-karen’ny malagasy amin’ny alalan’ny fampihodinana ny orinasany.
      Tsy voaloany ny hofan’ny tany Magro Ankorondrano dia miverina amin’ny Chambre de Commerce ny fananany saingy « RINDRINA SISA MIJORO », io no tonga min’ny fiteny hoe : « Aleo lo toy izay ho an-kavana ».
      Enga anie ka mba ho gasy hatrany no hampiasa ireny fananana nampiasain-dRa8 ireny rehefa tsy navela intsony hohajariany. Ny hita mantsy izao dia ny vahiny no manao ity fangoronan-tany ity ao Dago ao fa ny Gasy kosa efa mitsoaka lavitra ny renivohitra vao mahita tany « MORA » ho vidiana hanorenana (3a na 5a, ...).
      Atsy ho atsy angamba dia hivahiny an-tanindrazana avokoa ny malagasy indrindra fa ny mponin’ny renivohitra. Koa mahereza ! Aleo manompo vazaha toy izay mahita GASY TAFASONDROTRA !

    • 1er mars à 17:14 | Isandra (#7070) répond à Eloim

      Manan-kolaziana be dia be aho raha ny amin’ireo tany nalain-dRa8 hanorenany zavatra hoan’ny orin’asany na hatrany Antsirabe io ka tonga any Ambatondrazaka,...saingy ho fitsinjovana ny mety ho fifantonana misy amin’ny akolafiny anankiroa dia hangina kely aloha isika momban’iny, mba hokenakenaina kely rizareo, hajanona kely ny fanasana vangy.

      Tsy ny fahazahoan’ny orin’asa anankiray tany anie ny olana, fa ny fomba sy ny fiangarana azony tamin’ny nahazoany azy, satria samy te hahazo izany daholo ny orin’asa rehetra, saingy ny sasany mila mividy lafo raha mahita, lany amin’ny tany ny vola tokony hanaovana investissement. Kanefa ireo samy tena mahay mamorina asa, rizareo aza teo amin’io sehatra io talohan-dRavalo...

      Rehefa omena tombon-tsoa ny orin’asa iray dia tokony hisy fomba koa ahazoan’ny sasany an’izany,(tout le monde est traité sur un même pied d’égalité) izany no fepetran’ny fanalalahana ara-pandraharahana(libéralisme économique).

    • 2 mars à 07:51 | manga (#6995) répond à Isandra

      Isandra,
      Lafiny roa mazava tsara no tiako ambara anao :
      - Ny voalohany dia tsy fanasana vangy no atao eto fa fifanakalozan-kevitra ahitana marimaritra iraisana ho any amin’ny fahamarinana ary ny lalana tokony izorana. Tsy namaly ahy ianao ary tsy novalian’ny tetsy ambony ianao raha ny vangy no andraisanao azy saingy ny dohika entina anamarinan-tena no indro kely.
      - Ny resaka fananana indray dia aoka averina lazaina aminao fa ny tany dia an’ny fanjakàna ka alainy rehefa tonga ny fotoana sy ny antony ilainy azy.
      Saingy indro kely hoy ny mpandrafitra :
      - Ny lalàna dia fomba iray entina anasoavana ny vahoaka ao aminy ka raha mihevitra ianao fa famerenana azy amin’ny tompony no vain-dohan-draharaha fonosin’izao dia diso hevitra ianao :
      1- Atao izay fomba rehetra hampilavo lefona an-dRa8 amin’ireo tany rehetra « nobodoiny » ireo mba hahafaty azy haingana.
      2- Koa rehefa « maty » dia tsy handray honitra na iraim-bilanja akory aza satria sady tsy azy intsony ny tany, moa lasan’ny fanjakàna ny ao anatiny. Vakio ny momban’ny usufruit.
      Ny toerana entina amoronan’asa sady fidiram-bolam-panjakàna kosa dia tokony hahasarotiny.
      Raha misy filoha nitarika ity firenena ity dia tsy misy hafa-tsy ny fitondran-dRatsiraka no nahitàna famoronana saingy nankaiza daholo ?
      Milaza mahalala ianao momba ny « fisolokoana » nataon’ny fitondràna nandritry ny nahateo azy, dia milaza ve ianao fa ireo mpandray anjara rehetra ireo dia tsy manan-kolazaina koa ary voatery hanaraka ny hevitrao ?
      Satria ve ny tenako izay avy ao Antsirabe dia hanaiky be mantsina izay lazainao momba an’Andranomanelatra ohatra ?
      Tsia Rahavana ; tsy any ny olana saingy raha tia hanohitra ny voalazako ianao dia ilazao ireo milaza fa tompony hanamboatra toy ireo efa nitsangana teo.
      Fa maninona no potehina daholo ny kely ananana rehefa tsy hanorina ihany ?
      Tsy misy maha samihafa ny natao tamin’ny revolution orange tamin’ny fandoroana sy fangalarana fananan’ny sasany anie izao ataon’ny filoha izao saingy ny fanjakàna indray no asesiny hamotika
      Tsy isafidianana tavan’olona ny fanatsaràna ny fiainam-bahoaka indrindra amin’ny zavatra efa mitoetra fa tsy ho vinaniana.
      Jereo anie ireny lalam-by any Inde na Indonésie ary any amin’ireo tany nozanahan’ny Anglisy ireny. Ho aia ianao ry Fireneko.....

  • 1er mars à 11:06 | lalvaovao (#9369)

    Homeo ny gasy ny tany lasany karana rehetra,
    Ny pièces amidiny tokony garantie 1an minimun, fa sady pièce contre façon ratsy kalité no amidiny no lafo fidy, mitovy amin’ny mangalatra ihany
    Rehefa tsy manaja ny MALAGASY ny KARANA dia roasy mody, izay tsy mahay teny gasy dia roaso mody
    ny Gasy tsy mahita ho anina, maty ny hanoanana, marary, etc.... Ny karana sy ny pitondra misosy sy mitsabo tena any ivelany

    • 1er mars à 16:50 | Eloim (#8244) répond à lalvaovao

      Aza entanim-po fahatany tahaka izany ianao. Fantaro aloha ny eo amin’ny fitondrana dia ho hitanao raha hanao izany izy na tsia.
      Ampiasao ny hambom-ponao raha te-hifanehatra amin’ny setroka mandatsa-dranomaso ianao.
      Tsy ilain’ny Gasy ny toe-tsaina revolisionera. Ny mandefitra amin’ny tsindry hazo lena no sahaza azy. Fanesoana (ironie du sort) ve izany ?
      Tsy lahatra akory ny fahantrana hoy Rabetsitonta izay, kanefa toa mampieritreritra ihany ityu mahazo ny Gasy any Dago ity.
      Ny Gasy Tompoko dia tsy mahay mampiasa ny « flaire intelligente-ny » indrindra rehefa mifidy olona. Io no mamorona ny toe-tsaina mandresy lahatra ka hifidianana amim-piheverana ny olona fa tsy matin-kanin-kely fotsiny. Hany ka tra-nenina mandrakariva satria tsy mahay mandray an-tanana ny « HOAVINY ».

  • 1er mars à 11:31 | Isandra (#7070)

    Jusqu’à maintenant, ce que ce régime procède nous arrange,...

    Je me demande pourquoi Ra8 est toujours prêt à travailler avec eux,...malgré tous ces kobay,...

    • 1er mars à 12:36 | manga (#6995) répond à Isandra

      L’homme de rue ne parle pas la même langue que les politiciens ma très chère Isandra. Il ne se sont pas retrouvés sur un même avion si telle est votre version des faits. Quant à s’entre-déchirer, le commun des mortels en a déjà fait croix là-dessus.

    • 1er mars à 13:17 | Isandra (#7070) répond à manga

      Détrompez-vous Manga,...à cet allure Andry et Marc auront le même combat,...si on prend le langage de (Feu.???)Basile.

      Et pour anticiper cette éventuelle alliance,...à partir d’aujourd’hui, j’essai de ménager un peu Marc,...

    • 1er mars à 13:47 | Jipo (#4988) répond à Isandra

      « de (Feu.???)Basile. » 🍾🍸🍾 !!!

  • 1er mars à 12:22 | plus qu’hier et moins que demain (#6149)

    Assalaamo alaikoum

    Tout a été écrit par l’auteur et les forumistes ont tous les maux du monde pour commenter : C’est une information à la fois courte et précise qui n’a rien envié aux sms de notre temps.

  • 1er mars à 13:47 | Isandra (#7070)

    La conclusion de l’un des articles de LGDI :

    « Quoi qu’il en soit, une autre politique est nécessaire pour le salut de ces vingt millions de Malgaches qui souffrent. D’où viendra alors ce salut ? En tout cas pas - comme le disent les bailleurs de fonds – de Hery Rajaonarimampianina. Mais de qui alors ? »

    Qui est cet oiseau rare ? Comment le repérer..?

  • 1er mars à 17:02 | vohitsara (#8896)

    « Magro Ankorondrano est rétrocédé à la Chambre de commerce - mardi 1er mars - Mirana Rabakoniaina »

    (1) Ny fanalana an´i Ravalomanana amin´ny toerana rehetra nalainy an-keriny, dia zavatra tena tsara.
    « Faly mihintsy aho amin´izany , tena faly aho, faly dia faly .... »

    (2) Ny fanalana azy satanista iny eo amin´ny fitondrana ny FJKM dia ho zavatra tsara kokoa.

Publicité

Vols, Hôtels, Séjours

Les meilleurs prix


Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
 

Visiteurs connectés : 70