Ho an’ireo antsoina amin’ny « arana eso » hoe FOZAORANA
hO ELA VELONA ANIE iNGAHY RNDRY RAJOELINA MPANORINA NY REPOBLIKA IV°, izay nanilohana ampahany amin’ny Malagasy ny fananganana azy fa ny hevitry ny vitsivitsy nanodidina ny COBNSEIL CONSULTATIF CONSTITUTIONNEL ihany no nohenoina rehefa « nody nihaino » sy « nody nandray » hevitr’olona vitsivitsy nanodidina ny TGV sy ireo mpiara-milampy aminy ka MODY NENTINA TENY AMIN’NY FIHAONAMBEM-PIRENENA TENY IVATO !
Misy mpaneho hevitra eto amin’ity segatra ity mantsy nanoratra fa tsy ilaina hanangana sy ho isan’ny ho ao amin’ity Repoblika faha-IV azy ireo ity Ingahy isany : Didier Ratsiraka, Albert Zafy ary Marc Ravalomanana !
Ireto izany no vokatry ny fanonganam-panjakana tamin’ny 17 marsa ka mbola mitarazoka hatramin’izao ny KRIZY naterany :
"Le revenu national brut par habitant est ainsi passé de 1450 dollars soit environ 2.900.000 ariary en 2008, à 953 dollars soit environ 1.900.000 ariary en 2010. La perte de dizaine de milliers d’emplois suite à la crise explique cette évolution.
Le taux d’alphabétisation, le taux de scolarisation, l’espérance de vie constituent les autres éléments-clés de calcul de l’IDH. Si l’espérance de vie est passé de 56,2 ans à 61,2 ans de 2008 à 2010 grâce à l’amélioration du secteur santé et l’aide constante des ONGs, l’indice du développement humain n’en chute pas moins brutalement de 0,543 à 0,435".
Tsy mahagaga izany fa ihatakatahan’ny firenena matanjaka (afa-tsy i Frantsa izay « eo ho eo » ihany ny tanjany raha oharina amin’i Japana, USA, Jermania (Allemagne), U.K., Norvezy,sns...) ary mbola mikiribiby sy manao lela miakatra fa « tsy mila fanampiana avy amin’iza na iza ! » Satria ny fiarahan’Ingahy Filohan’ny F.A.T., Andry Rajoelina, miray tsikombakomba amin’ireo Sinoa « mpanao bizina »bolabola" sy amin’ireo orinasa sinoa mpitrandraka akora no làlana mankamin’ny fampandrosdoana an’i Madagasikara !
Lavà ny aina, ry tondroina amin’ny 3anarana eso3« hoe : »FOZAORANA« , mba nitombo kely mantsy io ny »fanantenam-pahavelomana« , hereo tsara fa amin’ny 11 Desambra 2010, na aorian’io, dia hilaza Ingahy Andry Rajoelina fa »hilatsaka hofidina ho Filohan’ny Repoblika IV°« ! Ary izay no ikirizany biby hanakana amin’ny fomba rehetra an’Ingahy Marc Ravalomanana satria tsy mbola azon’ny TGV antoka tsara fa ho resiny io fahavalony io ! Ary re fa manomana olona hamono azy ny F.A.T. ankehitriny ! Hay izay no nanesorana ny »Tanindrazana« ka nanoloana izany tamin’ny ho »Fitiavana« tao amin’ny »Teny filamatry ny Repoblika IV)« satria miiba lalina ny »fitiavan’ny TGV an’Ing. Marc Ravalomanana" !
AOKA HO AZY NY REPOBLIKANY !
IKOTOROA