Ny zanany, ny zafiny ary ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana ny fankasitrahana feno anareo tapaka sy namana, mpiara-miasa, mpiara-monina izay nanotrona, nampionona sy nankahery ary nitrotro amim-bavaka azy ireo, noho ny namoizany ny malalany :
JENERALY RADAODY-RALAROSY René
Andriamanitry ny Fiadanana anie hamaly fitia sy homba anareo.
Miala tsiny indrindra amin’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.
Ny fianakaviana dia hivory ao amin’ny lot VR 30 Ter-Mahazoarivo (100m aorian’ny caserne gendarmerie) ny Alahady 01/07/07.