::::  Site web indépendant, sans attache avec le journal papier  ::::  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    ::::    Facebook    Twitter   ::::
Antananarivo | 20h58  :  14°C  :  Clair de lune et nuages épars
jeudi 2 septembre 2010
 

 > Malagasy

Fisamborana tao Fianarantsoa

Hotsaraina anio ireo mpanao politika nogadraina

jeudi 3 juillet 2008, par Naivo kely

Ho vory lanona ao Fianarantsoa anio ny mpanohitra any an-toerana. Hiaino ny valin’ny fitsarana an’i Simon Cyriaque sy i Jules Roger avy eo anivon’ny « Tambatra » sy ny « Masters » any an-toerana izy ireo.

Fikasana hanongam-panjakana no antony hiampangana azy roa lahy ireto. Mialohan’ny fetin’ny Fahaleovantena teo no nisamborana azy, ka nampidirana avy hatrany any am-ponja rehefa nandalo teo anoloan’ny Fampanoavana ao Fianarantsoa. Mifanohitra amin’io kosa no nambaran’ny mpanao politika any an-tanàna, satria tsy nisy velively izany fikasana hanogam-panjakana izany. Ny mpanohitra nivory matetika tany, izay nikasa ny hanao fihaonamben’ny Tambatra no antony nivoriana. Mifamahofaho be ihany ity raharaha ity, satria ny herinandro teo no tokony hivoaka ny didy navoakan’ny fitsarana, dia io nahemotra anio io. Miandry ny vokany isika, fa ny heno aloha dia hanotrona ity fitsarana anio ity ireo namany rehetra ao Fianarantsoa.

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF   

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels

Un Top des prix tous les jours


La météo à Madagascar

 

Publicité sur Madagascar-Tribune.com

 

Fleur d'école

 

juin 2008   juillet 2008   août 2008
L Ma Me J V S D
  1 2 3 4 5 6
7 8 9 10 11 12 13
14 15 16 17 18 19 20
21 22 23 24 25 26 27
28 29 30 31      
 
Le Petit Futé

 

  • Version pour Smartphone
  • m.madagascar-tribune.com

  • Version pour IPhone
  • iphone.madagascar-tribune.com

    Visiteurs connectés : 261  



    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar-Tribune.Com | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP
    Découvrez aussi : Xbox 360