::::  Site web indépendant, sans attache avec le journal papier  ::::  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    ::::    Facebook    Twitter    Google+ Google+   ::::
Antananarivo | 05h11  :  15°C  :  Clair de lune très nuageux
mercredi 22 mai 2013
 

 > Malagasy

Fanambarana

Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara

mardi 16 décembre 2008

Manoloana ny didim-pitondrana navoakan’ny Ministeran’ny Paositra, ny Fifandraisan-davitra ary ny Fifandrasisana, manakatona ny Televisiona VIVA, ny biraon’ny holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara dia manao izao fanambarana izao :

1- Ny fahamaroan’ny orin’asa mpampahampalala vavao dia fepetra iray takian’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety mba hahafahan’ny olom-pirenena tsy an-kanavaka manana loharanom-baovao feno mamela azy hanana safidy malalaka. Noho izany, ny Holafitry ny mpanao gazety dia tohina mandrakariva manoloana fanakatonana foibe fampalalam-baovao sy haino aman-jery. Noho izany ny Holafitra dia mitaky ny hamelana hiasa ireo fitaovam-pifandraisana sy haino aman-jery niharan’ny fanakatonana.

2- Ny Holafitry ny mpanao Gazety eto Madagasikara dia miantso mpa,ao gazety tsy an- kanavaka hamantatra sy handalina ny lalàna mifehy ny fifandraisana sy ny fanaovan- gazety manan- kery eto amin’ny Firenena amin’izao fotoana izao ary hanaja izany ao anatin’ny fenitra sy ny fitsipi-pitondratena (déontologie et éthique) mifehy ny asa fanaovan- gazety.

3- Ny Holafitry ny Mpanao gazety eto Madagasikara dia miantso ny mpitondra mahefa isan’ambaratongany mba handinika sy hamoaka haingana ny lalàna vaovao mifehy ny fifandraisana eto Madagasikara, mifandraika amin’ny zava-misy eran-tany sy eto Madagasikara amin’izao vanin’andro misy antsika izao.

Antananarivo faha 15 desambra 2008

Ny Filoha
Rufin RAKOTOMAHARO

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF    Partager

Vols, Hôtels, Séjours :
Les meilleurs prix

Un Top des prix tous les jours


La météo à Madagascar

 

Nous suivre

     
Publicité sur Madagascar-Tribune.com

 

avril 2013   mai 2013
L Ma Me J V S D
    1 2 3 4 5
6 7 8 9 10 11 12
13 14 15 16 17 18 19
20 21 22 23 24 25 26
27 28 29 30 31    
 
Le Petit Futé

 

  • Version pour Smartphone
  • m.madagascar-tribune.com

  • Version pour IPhone
  • iphone.madagascar-tribune.com

    Visiteurs connectés : 73  



    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar-Tribune.Com | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP

    Faire un crédit rapide en France | Découvrez aussi : Xbox 360