Toa Mahagaga ihany,
Raha ianao mahay mitsikera ny FJKM ary ny tinao ambara dia oe nanome vola io fikambanan io SEM Ravalomanana t@ projet sida, ................ aza miodikodina fa tonga de ahitsio ny resaka.
Tsy manda izany ny tenako satria izay ny mba motivation omeny satria FJKM izy, saingy aza adinonao fa ny Katoloka anie ka voalohany @ filaharan’ny fiangonana manambola indrinbdra eran-tany !!!!!!!! avy aiza ary ireo vola ireo ???????????? raha tsy hilaza afa tsy ny CRS fotsiny, ..................
Koa satria ve sahy mijoro ny fiangonana FJKM hanohatra ny tsy mety de avadikao any @ resabola le izy ????? raha tena mpanompon’Andriamanitra marina ! na misy vola na tsisy vola ! tsy vmaintsy tenennina ny marina.
Fa tsy atao otry ny an’i Odona fa na izy aza tsy nanameloka ity ondriny nania satria te hiaro ny tombotsoan’ny Katolika ????????????????????
Mbol averiko aminao indray oe iza ny mpitondr aktolika sahy nanameloka an’ny FAT nandritra ny fandrobana, fandorana, fakana ankeriny fahefana ??????????????? IZA ,,,,,,,,,,,,,,,,,,,,
Tsy mahagaga